Hakama - Hay Ady & Katrok'Ady Mada

Hakama - Hay Ady & Katrok'Ady Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hakama - Hay Ady & Katrok'Ady Mada, Sport & recreation, Antananarivo.

25/07/2025
24/07/2025

Alefaaaa 😁

23/07/2025

🥋 Aza afangaro 😊

21/07/2025

🔥🔥🔥 CHAMPIONNAT ANALAMANGA JJB 🥋

Samedi 16 Août 2025 ao @ Gymnase Ankoay Ankorondrano.
🔴Gi sy Absolute No Gi no ifaninanana.
🔥 Tongava manohana 🤙

20/07/2025

Raha mitodika any tampoka ny cam dia izany ny saisie par derrière e 😂😂

20/07/2025

Tamin'ny alalan'ny faharesena ny ady farany nataon'i Dustin Poirier nanoloana an'i Max Holloway.

20/07/2025

🔥🔥🔥 USYYYYYYKK‼‼
Victoire par KO teo amin'ny 5ème round nanoloana an'i Daniel DUBOIS 🥊

Mafy izy e, champion incontesté des poids lourds 🔥

Photos from Hakama - Hay Ady & Katrok'Ady Mada's post 19/07/2025

👉Ireto ny cartes principales androany alina.
🥊 BOXE: USYK sa DUBOIS?
🥋 UFC, Ceinture BMF
POIRIER sa HOLLOWAY?

🔴 Ady farany ataon'i Dustin Poirier ity ho ataony ity amin'ny MMA- UFC

Ataovy ny pronostique hoan'izay mpanaraka 😉

Photos from Ministère de la Jeunesse et des Sports's post 19/07/2025

🔴Tsara ho fantatra

19/07/2025

🥋La technique de Bruce Lee reste un modèle : unir vitesse, précision et fluidité pour obtenir une puissance dévastatrice sans effort inutile.

17/06/2025

🔥🥋 CHAMPIONNAT DU MONDE DE JUDO - BUDAPEST 2025

Tafiakatra amin'ny dingana manaraka ny solotena Malagasy Laura RASOANAIVO🇲🇬

31 segondra monja no nandavony an'ilay Danoise Laarka OLSEN tamin'ny teknika Uchi-mata.

Bravo et bonne continuation Laura Rasoanaivo 👏👏🇲🇬🇲🇬🇲🇬

17/06/2025

Eo amin’ny sehatry ny arts martiaux sy sport de combat, tsy fahaizana miady sy miaro tena fotsiny no tanjona, fa ny fahaizana mifehy tena, manaja, sy mitombo amin’ny maha-olona. Ny tena mpandresy dia ilay mahay mandresy ny hatezerany, ny tahony, ary mifehy ny heriny manokana. Amin’ny alalan’ny fanazarantena, dia mianatra manaja ny hafa isika, miara-mandroso, ary mivelatra ho olona feno 🥋🥊

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo