01/01/2026
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao 2026 izao
Ho taona feno fitiavana,hafaliana.fahasambarana,fanantenana,fahasalamana,fahombiazana,filaminana,fandresena ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity
Mirary fety sambatra daholo
25/12/2025
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny krismasy
Ny Fiadanany Tompoko ho amintsika isa tokantrano
Mirary fety sambatra daholo
13/12/2025
Miarahaba antsika rehetra
Mikarakara tournois izahay
Open
Ny 21 dec 2025 eny aminy Kianja synthétique Evo soccer by pass
Droit 150 000 ariary
1er 1 000 000 ariary sy médailles
2è 150 000 ariary sy médaille
4 places sisa no andrasana dia feno ny toerana
Misy sakafo amidy eny an toerana izay nohezahinay natao mirary dia mirary tokoa
Misy Zava pisotro maromaro
Mampanantena anareo izahay fa hanolotra fikarakarana tsara sy mahafa po ho anareo
Ny andinidininy rehetra izay ilainareo dia affala miantso ny 034 11 377 98- 038 23 789 52 - 034 90 654 42 fa vonona ny hamaly anareo izahay
10/12/2025
**FANOVANA :
HOTANTERAHANA AO AMIN'NY EVO SOCCER BY PASS INDRAY NY OPEN TOURNAMENT ÉDITION 1, KARAKARAIN'NY REQUIN BLEU
09/12/2025
mikarakara tournois izahay
n'y 21 déc ho avy Zao
efa io aminy affiche ambany io n'y mombamomba azy
mañasa antsika rehetra miny fandraisana anjara fa hihezaka mafy izahay hanome fahafaham po anareo
afaka mandray anjara n'y rehetra
fara fandraisana droit ny zoma 19 déc 2025
contact 0341137798
Efa misy sakafo amidy ao izay noezahina ho takatriny rehetra 3000 ariary sy efatra Arivo ariary
Misy Zavatra pisotro amidy ihany koa natao ho any rehetra
Misy tsaky isankarazany
22/09/2025
miarahaba ny rehetra
ilazana isika mpilalao ao aminy Academy Requin bleu fa niova toy izao ny ora fikotranana
Alarobia 12h-14h
Asabotsy 16h-18h
manomboka ny Alarobia 24 sept ho avy izao
kianja synthétique foot à 11 Betongolo ihany
ialana tsiny ny fiovana satria tsy liste ora malalaka ankoatr ireo ny kianja
Misaotra ny rehetra
14/08/2025
Ilazana n'y Ray aman dreny sy ny ankizy rehetra ao aminy Requin bleu Academy fa tsy misy kotrana rapitso zoma 15aout fa misy manao tournois hono n'y terrain
Ialana tsiny indrindra tompoko
Miverina mkotrana isika n'y alarobia 20aout aminy 10h maraina
Misaotra tompoko
14/07/2025
Mitohy ny kotrana ho any Academy Requin bleu izy ahitana ny sokajy U17-U10-U13-U15-U17 ny Alarobia 16 jolay 2025 manomboka aminy 10 Ora maraina ka hatraminy 12 Ora atoandro
Raisinay an tanandroa izay ankizy mbola vonona ny hiaraka aminay
Maro ianareo no manontan hoe mbola mandray ve?
Aminy Alarobia indray ary no fotoana tsika eo aminy kianja synthétique foot à 11 Betongolo
09/07/2025
TAORIAN'NY FANOKAFANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY REQUIN BLEU ACADEMY, ANDROANY ALAROBIA 9 JOLAY, DIA HITOHY AMIN'NY ZOMA 11 JOLAY AMIN'NY 10 ORA, ENY AMIN'NY KIANJA SYNTHÉTIQUE JEU À 11 BETONGOLO, NY FANDRAISANA ANTSIKA ANKIZY SY RAY AMAN-DRENY VONONA HIARAKA AMINAY.
09/07/2025
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nomenjanahary Tsiresy Manantena, Andriatslavo Razakandrainy, Branco Dls, Diamond Noir Andriamboavonjy, Andoniaina Randrianarivony, Soudza Mnkr, Moü Nā, Ht Fabien, Kamaria Christine Beanjara, Fana Randrianolosoa, Jeanchry Rabarison, Randrianaivo Tokiniaina, Eustache Leo, Tox Be Lerangah, Paco Alejandro Aurélien, Avotra Randrianarisoa, Urb Rostan, Hêrïzõ Säfïdÿ, Bela M'bela, Jeanno Rak, Aimé Ludovic
09/07/2025
Misaotra antsika rehetra nanohina ny antso izay nataonay ho any fisokafana ofisialy ny Academy Requin bleu
Manome toky anareo izahay fa hanao izay Fara herinay ny hanomezana fahafaham po anareo
Koa indro ary atolotray ho anareo eto ny Ora fikotranana
Alarobia 10-12ora zoma 10-12ora
Rehefa miditra ny mpianatra dia miova ho sabotsy maraina sy Alarobia hariva ny kotrana
Ho anareo izay tsy nahatratra ny andro androany nefa manam paniriana ny hiditra ato aminy Academy dia ireo ambony ireo ny fotoana hikotranana
Voafetra anefa ny toerana eo aminy is an tsokajiny
Izany no natao dia mba ahafahanau manara maso tsara ny ankizy tsirairay
02/07/2025
AZA ADINO NY FISOKAFAN'NY REQUIN BLEU ACADEMY AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY ALAROBIA 9 JOLAY HO AVY IZAO, AMIN'NY 10 ORA MARAINA, ENY AMIN'NY KIANJA SYNTHÉTIQUE JEU À 11 BETONGOLO.
MIALOHAN'NY HAHATONGAVAN'IZAY FOTOANA IZAY, DIA HAMPAFANTARINA ANTSIKA IREO EDUCATEURS AO AMIN'NY ACADEMY