28/04/2024
AROI 2024π
Efa vonona hiatrika PHASE FINALE ireo makis lahy sy vavy U-18 .
ππ²π¬π
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club des supporteurs Makis de Madagascar, Sports Event, AMBOHIMANARINA, Antananarivo.
28/04/2024
AROI 2024π
Efa vonona hiatrika PHASE FINALE ireo makis lahy sy vavy U-18 .
ππ²π¬π
31/05/2023
Izy no Petit Franck Silvain mpikambana ato @ SUPPORTEURS MAKIS sady izy no Mpanentana (ANIMATEUR)ato amin'i FIKAMBANANA MPANOHANA MAKIS ππ²π¬π
27/05/2023
Hilazana isika mpikambana ato @ CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS fa RAHAPITSO @ 1 Ora tolakandro eo vavahady ny fotoana ntsika β₯οΈππ
Aza adino manao akanjo FOTSY,MENA, MAINTSO π²π¬
AOKA TSY HO TARA FA MBA HO TONGA ALOHA π
22/05/2023
Izahay CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS Dia manohana makis foana. ππ²π¬π
ANDAO MAKIS ππ²π¬
19/05/2023
J-1 πππ²π¬
Aza adino mijery ilay lalao MAKIS DE MADAGASCAR rapitso oooπ
Manentana antsika Mpankafy RUGBY sy TIA RUGBY rehetra mba ho Tonga hanohana ooπ²π¬
IZAHAY CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR EFA VONONA HANOHANA H@ FARANY π
π²π¬ππ
05/05/2023
Women's Rugby Africa Cup 2023 !
Ho tanterahina aty MADAGASIKARA manomboka 18 Mai h@ 29 ho avy zao ao @ KIANJA MAKIS ANDOHATAPENAKA.
π²π¬π
13/03/2023
FILAZANA MANJO
Amin'ny fo feno alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa natsoiny Ray nody any Aminy anio maraina, ny zana-tsika izay mpilalao ao aminβny ekipa nasionaly MAKIS U20 ary mpilalao ao aminβny Klioba USIKOPA Andohatapenaka, Ny CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR dia mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana sy ny Klioba misy azy. Mandria ampiadanana LANJA
07/03/2023
Breaking News β MALAGASY RUGBY
En programme Γ Antananarivo, Madagascar
18-29 mai 2023
Tournoi qualificatif pour le WOMENβS XV, la nouvelle compΓ©tition internationale de WORLD RUGBY.
ππ²π¬
Source : MALAGASY RUGBY
22/02/2023
Misokatra androany ny Fiarahana Miasa anay CLUB DE SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR miaraka amin'i PrΓ©sident MAZAVA LOHA .π
ππ
23/01/2023
FILAZANA
πIlazana isika , (5), , fa hisy ny fampivondronana ireo ankizy lahy latsaka ny 20 taona na (U20) ny π
Sabotsy 28 Janoary 2023 manomboka amin'ny β08ora maraina eny amin'ny πKianja Makis Andohatapenaka.
πU20: (2003-2004-2005)
πAza adino ny mitondra kara-panondrompirenena sy kara-pilalaovana ho an'ireo izay efa manana
23/10/2022
Felicitation MAKIS DE MADAGASCAR π
Mankasitraka t@ ireo lalao izay natao nareo zahay mpankafy sy mpanohana.β€
Zahay manohana nareo foana π
ANDAO MAKISππ²π¬