MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare

MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare, Sport & recreation, Ambohimandroso Gara, Antananarivo.

18/04/2025

🔴Amin'ny fotoana toy ny ahoana no mila manao dégraissage ( izany hoe mandrodana vatana mihitsy no tanjona fa tsy maka muscle)
🔴 Amin'ny fotoana manahoana no sady maka muscle no manena vatana!?

🙋🏽‍♂️Salama daholo ry mpanaraka kely eo amin'ny dimam-polo eo 😌

✳️Tsotra ny valiny sady tsy be tatasiaka.
Raha toa ka ambony loatra ny tavy ao amin'ny vatana kanefa mbola lavitra be ilay forme tiana ho tratrarina ( izany hoe ao anaty catégorie obèse ianao) dia tsara kokoa raha manao dégraissage aloha,
👉🏽 izany hoe mifantoka bebe kokoa amin'ny fampidinana lanja ny méthode arahina fa tsy mbola miditra amin'ny renforcement musculaire, na hoe famoronana muscle.
💪🏽Atao io mba ahafahana manamafy kokoa ny perte de poids, ahitana résultats haingana kokoa ilàna amin'ilay lasa mi- stagne aloha loatra ( satria hisy fotoana ianao tsy maintsy hi-stagne)

🥴Rehefa hita fa nilatsaka ambany ilay graisse ka manakaikikaiky an'ilay forme final tadiavina dia mifantoka amin'ny famoronana muscle amin'izay.
Fa tsy hoe tohizana ka hatrany amin'ny vody fisaka akory 🥴 tandremo

Ny mahasamihafa an'ireo dia eo amin'ny lafiny sakafo sy kotrana.

Any anaty dégraissage ianao tsy mila hoe mampiditra protéines betsaka, tsy voatery hanao musculation be...ny tanjona dia hoe ho en déficit Calorique farak'izay zokiny( kanefa tsy mahafaty🥴)

Fa raha manena vatana efa mitady forme ianao dia tsy maintsy manao musculation, ary mila maharaka apport en protéines, kanefa sady mila en déficit Calorique ihany koa😁

Tsy haiko raha mazavazava ratsy😁

Fanampiny: raha toa ka hoe bebe kibo sy misimisy tavy kely tsy mbola tafiditra anaty catégorie obèse ianao dia tsara raha tonga dia mifantoka amin'ny musculation 💁🏽‍♂️ ilay méthode vita dégraissage io izany no arahinao😉

Peace ✌🏽😌


01/02/2024

Andao hiara-hientana amboly hazo zareo ah!mba ho fiarovana ny tontolo iainana sy fitsinjovana ny taranaka any aoriana...🌳🌳🌳
koa manasa antsika ampitiavana ary e🥰🥰🥰

Midira hafatra miafina izay mila fanazavana bebe kokoa

Photos from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare's post 22/01/2024

Bon début de semaine à tous😊😊😊🙏🙏🙏

Evolution maivana 😅😅😅

08/01/2024

Alefa fona aaa 💪💪💪

Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona vaovao 2024 daholo eee 🎉🎊🎉🎊🎇🎆🎇🎉🎊🪅🎇🎉🎊😘😘😘hitondra soa sy fahombiazana ho antsika anie ity taona ity🙏🙏🙏
Andao amin'izay atombontsika ny kotrana eee 🎊🎉🎊💪💪💪 sa ahoana ozizy nareo!? 🥰🥰🥰

Aza adinona fa mbola tsy niova ny ora sy ny andro fisokafantsika an :

*5h30mn jusqu'à 18h 30mn==} 7j/7 ouvert

"Ataovy misy zavatra MIVAINGANA amin'izay ity taona ity:MIEZAHA ary tratraro ny TANJONAO". ===>Teny hoentintsika hamakivaky ity taona 2024 ity👈👈👈🙏🙏🙏

08/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona vaovao 2024 daholo eee 🎉🎊🎉🎊🎇🎆🎇🎉🎊🪅🎇🎉🎊😘😘😘hitondra soa sy fahombiazana ho antsika anie ity taona ity🙏🙏🙏
Andao amin'izay atombontsika ny kotrana eee 🎊🎉🎊💪💪💪 sa ahoana ozizy nareo!? 🥰🥰🥰

Aza adinona fa mbola tsy niova ny ora sy ny andro fisokafantsika an :

*5h30mn jusqu'à 18h 30mn==} 7j/7 ouvert

"Ataovy misy zavatra MIVAINGANA amin'izay ity taona ity:MIEZAHA ary tratraro ny TANJONAO". ===>Teny hoentintsika hamakivaky ity taona 2024 ity👈👈👈🙏🙏🙏

Photos from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare's post 31/12/2023

Misaotra antsika nahavita iny 2023 fanombohana iny,raha tsy teo nareo zava-poana ihany izahay 😍😍🥰🥰🥰ary arahabaina nahatratry ny faran'ny taona 2023 indray❤️❤️❤️ ny taona no mifarana fa ny tanjontsika aza adinoana ah(Zay natombokao dia tohizo hatrany mba ahazoana ilay vokatra)😊😊😊💪💪💪
Izay mbola misalasala hatreto dia tapao ny hevitra fa mahasoa ny fitaizana vatana reto ah🙏🙏🙏
Aza miandry ny hafa fa tiavo ny tenanao manomboka eto,ataovy izay mahasoa azy😅😅😅😊😊😊💪💪💪
Mirary soa ho ambinina amin'izay ho atao rehetra amin'ny 2024 indray isika tompoko🙏🙏🙏

25/12/2023

Joyeux Nöel dia mirary soa ho tonga amin'ny tanjontsika tsirairay avy eee 💪💪💪🎊🎊🎉🎉🎄🎄🎄

Photos from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare's post 13/11/2023

Salama daholo eee 👋👋👋☺️☺️☺️

*Tianao ny hanana fiainana milamina anefa ianao misafidy ny hatory fotsiny ve...??? 🤦🤦🤦

*Tianao ny hanana vatana tsara rafitra sy ho salama kanefa ianao tsy mazoto mikotrana...???🤦🤦🤦

*Yanao ve no te ho salama sy ho tsara bika dia ny namanao mbola tsy azoto ny amin'izany no handrasanao...???🤦🤦🤦

Veleso ny vÿ dieny mbola mafana,manomboha fa aza miandry an'izan'iza ny amin'ny fanirianao fa miankina aminao fa tsy ny hafa mihintsy ny fahombiazanao.💪💪💪 😉😉😉

PS: Ny tsara vitanao anio no hatsarao hatrany,ary ny ezaka ataonao anio no ezaho ho tsara hatrany...

💪💪Zay miharitra ihany no mioty vokatra 💪💪💪

contact: 034 27 017 64
033 01 095 99

31/10/2023

Noho ny fahoriana mihatra aminay dia mikatona ny 1 sy 2 Novembre izao ny Salle ary miverina misokatra ny zoma 3 Novembre.Misaotra Tompoko 🙏🙏🙏

Photos from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare's post 27/10/2023

Mandeha foana ny mandeha...
Inona no tokony hanakana anao tsy anao sport moa!? vonona hatrany ny hanentana antsika foana izahay ry reto ah!Tsy tianareo ve ny ho tanora sy ho salama lalandava eee!?tsara ny sport fa tongava na Vavy ianao na lahy fa misokatra ho antsika @ ora rehetra izay mampahalalaka ANAO ny Salle de musculation MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare ...

Ho anao hanomana: - Gym BACC na BEPC ka sahirankirana any anaty hery dia tongava malaky aty fa vonona hanampy anao izahay ahatongavanao amin'ny tanjonao...

Ho anao Izay ngeza ka te hanena tena dia tongava...

Ho anao kely ka te hampitombo vatana dia tongava...

N.B: Aza adino ny tenue de sport sy ny bà kiraro.
Mp avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny na antsoy ny laharana etsy ambany...

Contact: 033 01 095 99
034 64 265 66

Photos from MA Fonjam-bÿ Gym Ambohimandroso Gare's post 09/10/2023

Misaotra antsika nahavita izay herinandro voalohan'ny fisokafana izay 🥰🥰🥰...
Ary miarahaba indray ny amin'ny fanombohan'ny herinandro vaovao 👋👋👋...
Manentana antsika foana fa misokatra ho antsika ny SALLE amin'ny fotoana REHETRA 😉😉😉😊😊😊
Tongava fa natokana ho ANAO!!!ho ANTSIKA!!!tsy ankanavaka amin'ny sarany MORA dia MORA ny fandraisana anjara 💪💪💪...

N.B : Izay tonga hikotrana rehetra dia aza adino ny mitondra bà kiraro sy tenue de sport.

Mirary soa ny herinandro ho antsika rehetra Tompoko 🙏🙏🙏

Sombiny tamin'ireo sary nalaina nandritra ny herinandro 🤲🤲🤲..

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ambohimandroso Gara
Antananarivo