Infinity Style

Infinity Style

Share

Vente de divers articles de mode et tendance ✨

01/01/2025
Photos from Infinity Style's post 05/12/2024

✨️ PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA ✨️

Ety indray ny fotoanantsika, miandry anareo izahay 🥰🥰

Maro dia maro hatrany ny vokatra ho hitanareo fa tongava maro ❤️

📍Stand Num. 25 no misy anay

23/10/2024

Miarahaba antsika rehetra indray e ! 😁🫶

Aty Mahamasina, Kianja Barea indray no fotoanantsika hatramin'ny sabotsy ho avy izao 🥰😘

Tongava daholo ! 😁

📍Stand 94D

28/08/2024

🌟 ETO ANALAKELY INDRAY NY FOTOANANTSIKA E ! 🌟

Amin’ilay efa nahafantaranareo anay :
📍STAND· NUM 46 📍no misy anay 🥰🥰

Tongava maro , be entana vaovao be ato amin’ilay tianareo 🤩🤩

Photos from Infinity Style's post 08/08/2024

MBOLA MITOHY NY TSENANTSIKA 🤩🤩

Maro isan-karazany ny entana ho hitanareo eny : akanjo sy fitaovana ho an’ny fidiran’ny mpianatra 🥰

Tongava maro ary fa miandry izahay ! ❤️

📍Zaridaina Analakely - Stand Numéro 51 ( Ampitan’ny Madagascar Airlines )

Photos from Infinity Style's post 03/08/2024

🌟 SOLDES BE FARAPARANY ARY EE 🌟

Pallazos, hauts isankarazany, zaraina 5 000 Ar sy 15 000 Ar avokoa 🤩🥳

Androany no farany fa tongava daholo eto Analakely , zaridaina Ralaimongo , stand numéro 46 👈

Mbola miandry anareo izahay ! 🥰

Photos from Infinity Style's post 30/07/2024

🌟 « TSENABE VACANCES - ZARIDAINA ANALAKELY » 🌟

Ety indray no ahitana anay manomboka androany fa tongava daholo 🥰❤️

Maro isan-karazany ny entana ho hitanareo : akanjo, kiraro, poketra sy accessoires hafa 😁

Miandry anareo izahay ! 🫶🏼

📍Stand N•46 ( En face AirMad )

Photos from Infinity Style's post 01/07/2024

Ireto indray ary ny robe pull e ! 😍

Loko mainty hono tsara foana sady manome hafanana 🤪

📩 Mp na miantso raha hanao commande

Photos from Infinity Style's post 20/06/2024

Mbola anatin’ny ririnina isika izao 🥶

Ireto indray ny manteaux amin’ilay oui ry reto an 😍👌

Amin’ilay vidiny mahazatra antsika, ilay mora hatrany 😁

18/06/2024

21/22 JUIN fotoanantsika ao am le pavé Antaninarenina reto an

Extrait des Exposants
‼️Ne ratez pas‼️🇲🇬🛍️Vente Privée independance day 21 et 22 Juin 📍Lepavé Antaninarenina
⏰De 9h à 17h30
✅Entrée Gratuite

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00