Tana Muscle House

Tana Muscle House

Share

Salle de sport spécialisée en Musculation et Fitness située en centre ville, ouverte 6/7

15/06/2026

🌄Herinandro vaovao indray dia miarahaba antsika
❣️fahombiazana,fahasalamana,fahavokarana mihoatra no irariana ho antsika rehetra indray
😁indramintsika kely ity vidéo ity anampiana azy sa hoe aaaa
➡️ndao ary ee💞💞

08/06/2026

➡️Miarahaba antsika ndray amty herinandro vao2 ity ee
➡️Misokatra ho antsika foana ny salle, toerana : Antanimena ambany ,ampitan'ny arrêt bus bassin aa
➡️Bonne semaine ôo💞❣️

01/06/2026

🇲🇬Miarahaba antsika rehetra ô
❌Tapitra iny ny tarif promotion-tsika an,miverina tarif normal indray isika manomboka eto aloha❌ 🥳
❣️Ankasitrahana isika rehetra ❣️
🔥🥰Mirary herinandro, volana ,feno fahombiazana ho antsika rehetra 💪💝

31/05/2026
28/05/2026

💞Idée cadeau tsara be ho an'maman koa nge ito ee🥰
❣️araraoty fa sady mbola anaty date promotion tsara l💞
🥰🥰🥰

26/05/2026

🥰Lasa ndray aloh ny fête aa
💝Mitohy foana ny antsika ny tanjona 💪
🏃📢araraoty fa ity no herinandro farany amlay promotion aa🥰
🥰 sary kely iandrasantsika résultat indray ary ee 🥳bravo sahady izy ,avoakantsika eto iany ny manaraka
➡️ary ianao oviana ihany no hanomboka?🤔

18/05/2026

📢 Miarahaba antsika ndray herinandro vaovao zao ô🥰
📢Aza adino fa mbola misy ilay prix promotion hatr@ 31 Mai izao aa🤩
✔️50.000 Ariary = abonnement mensuel🥰🤩

😅 eo ary mentionné-o eto ilay mpanao anareo ôtrzao iny😅

15/05/2026

🔥mila manafana vatana foana fa efa mangatsika izao a🫀💪

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Durand Gilbert Rue Du Docteur Raseta Antanimena
Antananarivo
101