01/01/2024
Faly miarahaba anareo indray ny tenanay eto amin'ny Sômarano fa nahatratra ity taona vaovao 2024 ity daholo isika rehetra 🙏🏼 ary mirarisoa sy taona feno hafaliana ary fitiavana be mahafinaritra ho antsika rehetra eeeee🍾
Mitomboha FAHASALAMANA,FITIAVANA, FAHAIZANA, VOLA SY HARENA SY IZAY HIRIANAREO FA TSARA REHETRA TOMPOKO OOOOO🙏🏼❤️
Title: Happy New Year 2024 Photos and Images | Shutterstock
Found on Google from shutterstock.com
10/12/2023
Mafana indray ny andro 😱 nefa tsy ahasakana anao hialavoly aty amin'ny Sômarano izany😋😍
Hoento ny ary😅
Mirarisoa oooo🙏
08/10/2023
Manahoana ny fahitanao azy😅 ?
Tsy ho lava resaka fa dia manasa anareo rehetra indray ny tenanay eto amin'ny Sômarano satria dia tonga indray ty ny Alahady mahafinaritra ka ho asiantsika sy mahafinaritra be indray ny anio🙏
Mirary tontolo andro mahafinaritra ary tompoko 🙏
22/09/2023
😍 Toy izao ny maha Sômarano ny 💗🏊♂️
Manasa ny rehetra mba hitsidika ny toerana fa tena mahafinaritra🙏
Tsy adino ihany koa ireo izay efa mpanaraka sy mpitsidika fa hanome izay fifaliana tadiavinareo ny Sômarano !
❤️
06/09/2023
Faly miarahaba anareo indray ny tenanay eto amin'ny sômarano eeee 🤩👋😘
Hialana tsiny tamin'ny fahatapahan'ny fifaneraserantsiaka tato amin'ny pejin'ny sômarano teo aloha teo tompoko satria noho ny tsy fahatomombanana kely ary hialana tsiny bediabe tompoko🙏
Ankehitriny kosa dia faly mandray anareo soamantsara izahay tompoko 😋
😋
09/07/2023
😍 Faly miarahaba anareo rehetra indray izahay eto amin'ny Sômarano tompoko 🙏😋 marihina fa tsy misokatra izahay ny Dimanche 06 Août 2023 fa efa PRIVATISÉ ary marihina fa misokatra tsara ho anareo rehetra kosa izahay ny Mardi 08 Août 2023! Ary tsy adino fa misy ny activités ho an'ny ⛹️🤾🏊🚣🤽 eo ihany koa ny 😋🍕🍟🥨🥪🌭🍔🌮🍝😍 izay anisan'ny tena hankafizanareo ny
Tsy ho lava resaka fa anareo rehetra ary mba hitsidika ny toerana eeee😍👏🏽
27/04/2023
Faly miarahaba anareo indray izahay eto amin'ny Sômarano eeee😍
Ampahafantatra anareo rehetra izahay fa tsy misokatra ny rahampitso Vendredi 28 Avril 2023 fa efa PRIVATISÉ ny toerana tompoko 🙏
Nefa kosa faly mandray anareo amin-kafaliana izahay manomboka ny Asabotsy😍😋
Mankasitraka anareo ary anareo rehetra izay mbola tsy nahazo kosa mba hitsidika ny torana eee😅🙈
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
09/02/2023
Hafa kely indray ity 🤩
🔥🛹 Rencontre des "Skateurs" de Tana ce Dimanche 12 Février 🛹🔥
Tongava daholo mijery ny SHOW hataon'ireo efa matihanina fa hiaraka hidanàka sy hanal'azy isika 😅👌💯
LET'S RIDE ✅
🥰
13/01/2023
H - ⏳
Tournoi M'SKET 3 x 3 🔥 14 - 15 janvier 2022 ✅ ato Sômarano 📣
Satria maro ianareo mpandray anjara no tsy nanatrika ny "réunion technique" androany dia nanapa-kevitra izahay mpikarakara fa rahampitso maraina @ 8h 🕒 alohan'ny hanombohan'ny TOURNOI vao hatao eo imasontsika rehetra ny "tirage au sort" @ fizaran'ny "poule" 🏀
Manasa anareo rehetra mba ho tonga ara-potoana mba hisian'ny mangarahara 💯 Ireo izay sanatria tara moa araka izany dia voatery manaraka izay fandaminana 👌
👉Mankasitraka indrindra anareo izay namaly ny antso androany 🙏
Rahampitso izany ny fotoana eee!!! 🏀🔥
13/01/2023
Zoma m'sôma teto Sômarano 🤩 ankasitrahana ireto namantsika mampiSôma ireto 🥳
Mankasitraka ee!🎉
10/01/2023
Tompoko,
Hasaina ianareo izay handray anjara @ Tournoi M'SKET 3 x 3 🏀 izay ho tontosaina ato Sômarano ny Sabotsy sy Alahady ho avy izao ho Tonga hanatrika ny " Réunion Technique " izay hatao ato an-toerana ny Zoma 13 Janoary @ 3 Ora hariva 🕒
Marihina fa mila mitondra Avance sy sary tapaka iray @ io Fivoriana io ✅
Antsoy ny ☎️ 0345017134 na 0347028867 raha mila fanazavana fanampiny 💯
Misaotra indrindra Tompoko 🙏
05/01/2023
❗️ OFFICIEL ❗️
📣 Rendez-vous ce 14 et 15 janvier 2023 pour le tournoi "M'Sket 3x3" chez Sômarano Alakamisy - Fenoarivo
Ne tardez pas à vous inscrire dès maintenant!
Délai d'inscription: 11 janvier 2023
Asio telo any e!!🏀🔥