Efa tara ve raha izao vao mi pilé ? 😂❤️ Bon weekend à tous 🥰
dc:❤️Sandie&Safidy❤️
Sandie&Safidy Page officiel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sandie&Safidy Page officiel, Dance Studio, Antananarivo.
Heureuses de vous acceuillir sur notre page officielle❤️ Pour toute collaboration ,veuillez nous envoyer directement un DM pour plus d’info pour les conditions😘
Hira vaovao😍
🎶 Omeo aty an’iTwokii 🥰
DC: ❤️Sandie&Safidy❤️
06/07/2026
Mirary soa ho anareo izay hanala fanadinana BEPC dia aza manao ohatran'ito Zoky ito'👇😅❤️ Toraka bisous 😘
04/07/2026
Mirary soa foana an❤️
Bizouille😘
Merci Juin🇲🇬❤️❤️❤️
Izahay moa zany dia niaraka fona nandritra ny fety ✨✨
Misaotra manokana an’i Yvanna 😘 Nouvelle danseuse manampy anay mirahavavy 🥰 Twokii 🇲🇬
29/06/2026
Alefaaaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🛍️Habillé par : KISS MAN 🇲🇬
26/06/2026
Tratry ny Asaramanitra Daholo🇲🇬❤️ nanao ahoana ny fety?
24/06/2026
Nareo ve rehefa le mifanao fotoana am olona dia ilay iandrasana sa ilay miandry?🙄🤔 Dia inona le excuse an olona tara lava reny?😂😂
❤️ cliquez puis réagissez svp❤️
23/06/2026
🚫ALERTE ANNONCE 🚫
Hoanareo Ilay mimenomenina hoe izahay tsy mamaly Ilay *CC* s'y *BJR* dia hoe miavona,amanjatony ianareo no mandefa message anay ao ka Raha tianay n'y amalinay anareo dia mba Tonga dia resaka ohatrinzao vantanina fa Ilay miandry anay amaly Cc sns aloha tena Kely n'y chance anareo hoe voavaly !
Na Tonga dia afaka miantso ity nomerao tokana an'ny *manager* anay ity ianareo raha matahotra ny tsy hisy ahitana Ilay message : +261376000892 ( Manager de Sandie & Safidy)
Mankasitraka indrindra 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101