23/05/2026
Na dia izany aza tsara ihany ny mahay milomano ka. Mbola mandray foana izahay fa araraoty. Piscine chauffรฉe no ilomanosana na zaza na lehibe mety foana. 0345420311
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐
23/05/2026
Na dia izany aza tsara ihany ny mahay milomano ka. Mbola mandray foana izahay fa araraoty. Piscine chauffรฉe no ilomanosana na zaza na lehibe mety foana. 0345420311
16/05/2026
Misaotra sy mitsodrano anareo zandry haka fanadinana coach DJOW
Isaorana tamin'ny fiarahana..
Tsara ny zavatra nataonareo..
Mitohy hatrany ny cours de natation
0345420311
Tongava foana fa sao hianao irery no tsy mahay eo
Mitohy ny COURS DE NATATION.
Coach professionnel expรฉrimentรฉ et certifiรฉ
0345420311
06/05/2026
Anasana antsika rehetra...
Hanana STANDE ao i Coach DJOW mandritra io 2 andro io
Tongava mitsidika sy miresaka mivantana mikasika ilay COURS DE NATATION sy ireo manodidina azy toy ny AQUA GYM/AQUA FITNES/HYDRO THERAPIE/CLUBS DE NATATTION /sns....
Hisy ihany koa FIHENAM-BIDY amnio fotoana io ka izay rehetra tonga sy mamandrika toerana (reservation) no hahazo izany.
Toerana:FLM AMBOLOKANDRINA ANKATSO
Mpikarakara:KTLM AMBOLOKANDRINA
Coach Djow:0345420311
โ๏ธMitohy ny COURS DE NATATION
Malalaka be anie rankizy aty analakely! ๐
Tongava mianatra fa tsy misy grevy zany ety.
04/04/2026
๐ข ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ ๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐ ๐๐ผ๐พ๐ผ๐๐พ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ ๐๐ ๐
โ๏ธMandritra ity vacances des Pรขques ity dia omena sehatra bebe kokoa ny zazakely sy ankizy.
Koa aza misalasala ary miresaka fa na en groupe ianareo na en famille dia raisina am-pitiavana daholo ๐
๐๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ ๐ฆ๐ฉ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ก๐จ ๐๐๐๐ฉ๐จ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ๐
โ ๏ธ๐จLundi des Pรขques
Arovy amin'ny loza eny amin'ny rano ny ankizy. Araho maso fatratra
fa segondra no isaina.
๐๐ต! ๐๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐๐ป๐ฑ๐ถ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ฎ๐พ๐๐ฒ๐. ๐
๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฑ๐ถ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ฒ๐ต! ๐คฉ๐
Afaka manao cours accรฉlรฉrรฉ koa isika raha te hahay malaky ianao โก๐ช
๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ ๐ฆ๐ฉ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ก๐จ ๐๐๐๐ฉ๐จ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ๐
27/03/2026
โ๏ธ๐ฃ๐๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ก๐๐ง๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ญ๐๐ญ๐๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ
Ho anao izay te hampianatra lomano ny zanakao dia ity misy toerana iray natokana ho amin'izany.โจ
โ
Piscine kelikely, tsy dia lalina sahaza ho an'ny zazakely sy ankizy mihitsy. Eny na zazamena aza.
Toerana mahafinaritra, madio, milamina, azo antoka tsara ary mora hita indrindra ho antsika eto an-drenivohitra ๐คฉ
๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ ๐ฆ๐ฉ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ก๐จ ๐๐๐๐ฉ๐จ ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ๐
๐ ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ ๐๐ ๐คฉ
Ny centre Gaรฏa Androhibe dia misokatra ho antsika foana: toerana tsara be, milamina, en sรฉcuritรฉ.
Afaka mianatra milomano am-pitoniana tsara isika: na zazakely, ankizy, tanora, olon-dehibe. ๐โจ
๐๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ ๐ฆ๐ฉ ๐ง๐ ๐๐ฉ๐ฉ๐๐ฅ ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ฌ๐ฌ๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐๐ฉ๐ฉ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ก๐๐ซ๐๐ง๐: ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐.
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 18:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |