FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo

FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo

Share

Fitiavana ~ Firaisankina ~ Fahendrena

23/02/2026

PRO | MADE IN AMBOHIDRAZANA ©️πŸ”₯

πŸ“Έ CFFA Andoharanofotsy / MAMA FC

Pro League
ZHA Ambohidrazana football club
FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo





06/01/2025

πŸ’›β€οΈ

FT| 1-0 ZHA Ambohidrazana - ESPOIR Ambaniavaratra.

Fandresena 1-0 no azontsika nandritran'ny FINALE tao Fenoarivo. Mitombo iray indray ny amboara azontsika πŸ†

MANKASITRAKA ANTSIKA MPILALAO, MPANOHANA ary MPITANTANA REHETRA πŸ’›β€οΈ

Alefa ZHA πŸ’›β€οΈ



Profile pictures 30/06/2024

Z.H.A MANDRAKIZAY πŸ’›β€οΈ

Tsy toy ny afo mololo, miredareda fa mora maty, fa toy ny afon'ampombo, misoko mangina fa maharitra ela πŸ’›β€οΈ ALEFA Z.H.A !

20/09/2023

ALEFA ZHA, ALEFA AMBOHIDRAZANA, ALEFA FENOARIVO πŸ’›β€οΈ

19/09/2023

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|

FVZ FC 4️⃣ - 1️⃣ Fc Mahaliana Ambohijafy.

Fandresena faharoa nandritran'ny Kitra Fokontany sy Kaominina Fenoarivo.

Lalao izay nahafahana nampijoro ireo mpilalao tanora mba afahan'izy ireo miditra sy mizatra miandalana anatin'ny rythme ny match. 😊




28/08/2023

Nivoaka mpandresy nandritran'ny lalao omaly ny ekipa zokiny. Alefa ZHA ! β€οΈπŸ’›

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|

ZHA Ambohidrazana 4️⃣-3️⃣ ZFC Ambodisaha.

Nandresy ny ekipantsika nandritran'ny lalao mandroson'ny 1/4 de finale an'ny Tournoi Mafy be 2023 Fenoarivo.

Misaotra sy mankasitraka ny mpanohana !!! Mitohy ny ady amin'ny lalao miverina afaka roa herinandro.


27/08/2023

ALEFA ZHA β€οΈπŸ’›

▢️▢️ ππ‘πŽπ‚π‡π€πˆπ πŒπ€π“π‚π‡ ▢️▢️

πŸ“‰ Tournoi Mafy be ~ 1/4 finale ALLER
πŸ†š ZFC Ambodisaha
🏟 Kianja Fenosoa Fenoarivo.
πŸ“… Dimanche 27 aoΓ»t 2023.
πŸ• 14:30

ALEFA ZHA !!!!

24/08/2023

RÉSULTATS ~ KITRA FOKOTANY:

1 victoire βœ…οΈ
1 nul πŸ™‚
1 défaite ❌️

Mitohy ny hezaka ! Match manaraka afaka 2 herinandro ao Fenoarivo.

04/08/2023

Isika IRAY ZHA Ambohidrazana football club ❀️

πŸ”œπŸ”œ ...


23/07/2023

Mbola lavitra vao 1 millions toy ny an'ny filohampirenena (πŸ˜‚) fa ny fitambaran'ny fasika ihany no hivadika vato ao aoriana kely ao !

Mankasitraka ireo mpanaraka na tao anatin'ny TSARA na ny SAROTRA ❀️

Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra ! 😊


22/07/2023

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|

FVZ FC 2️⃣ - 0️⃣ ZIGZAG Ambohimandroso.

Fandresena voalohany nandritran'ny Kitra Fokontany sy Kaominina Fenoarivo.
Mitohy ny hezaka !!!



Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
102