Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures

Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures

Share

Accessoires spécial Sacs et Chaussures

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 18/12/2023

📢 PROMOTION SIMILI CUIR‼️ -5.000 Ariary daholo ny vidin’ny simili cuir rehetra ato aminay!

Ho anareo mpikirakira seza, canapé, sns…, araraoty ity tolotra miavaka ity amin’izao faraparan’ny taona izao!

📍Analakely, Pavillon 179 ny fotoana 😁

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 26/10/2023

📣 ARRIVAGE DIVEX NOIR SEMELLE!

Efa tonga ato ilay 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐱 𝐧𝐨𝐢𝐫 𝐬𝐞𝐦𝐞𝐥𝐥𝐞 𝟕𝟎/𝟏𝟎𝟎 𝐜𝐦 niandrasanareo efa ela 😁

Raha tianao ho tsara kalitao ny asa ataonao dia accessoires tsara kalitao koa no ampiasao!

Tongava malaky aty amin’ny boutique belle vue accessoires ary aza tara!

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 15/09/2023

📣 PROMOTION 20% HATRAMIN’NY 30% BE IZAO HO AN’NY TALON!

Maro karazany arak’izay tianao (Avo, iva, ivaiva). Ato amin’ny Boutique Belle Vue ihany no ahitana an’izany!

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 02/09/2023

Aiza daholo ianareo mpikirakira ireo karazana seza, canapé sns .. ?

Ireto ilay simili cuir vita amin’ny croco , lézard , serpent. Misy ihany koa ny cuir tsotra.

* Misy manifinify sady souple tsara natokana ho an’ny capitonnage.

* Misy matevina izay natao ho an’ny poketra sy ny kapa.

🟤🟠⚪️Misy loko maro afaka hisafidianana tsara!

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 24/08/2023

Durabond sa 99 originale ny colle fampiasanareo amin’ny kiraro?

Samy tsara ireo fa miankina amin’ny fahazaranao ihany!

Aza misalasala manontana ny pavillon 179 Analakely fa mbola maro ny colle sy ny plasticole ato aminay 😊

📍Analakely, pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue "création HJ"

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 19/08/2023

📣 ARRIVAGE VERSOL À CARREAUX!

Ho anareo mpanao kiraro hatrany. Hafa ihany ny tsara kalitao!

Couleurs disponible : Noir sy beige

Refiny: 90/90cm

Aza misalasala miantso na mandefa MP raha mahaliana anao!

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ

17/08/2023

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 « 𝐇𝐞𝐫𝐥𝐢𝐭𝐞 »?

Natao ho an’ny faux semelles izy io, famonosana bontex.

Aza adino fa misy couleur karazany roa ato aminay : Noir sy Gris ary mandeha amin’ny metatra.

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue "création HJ"

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 14/08/2023

📣 Boucle ceinture sy boucle sandale indray ny androany!

Isankarazany ny modèle ka anjaranao mijery ny refy sy couleur mety aminao.

✨Boucle sandale : 1,5 cm daholo (Argenté sy doré)

✨Boucle ceinture: 2 cm, 3 cm, 4 cm (Argenté, doré , noir matte)

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 12/08/2023

Inona moa ny dikan’ny kiraro raha tsy misy semelles?

📣 Semelles ho an’ny tennis sy ny godasse indray ny andiany manaraka!

Amin’ilay tianareo mihitsy 🤩

Misy modèle samihafa ary misy pointure.

Tennis: Pointure 37 à 43
Godasse: Pointure 38 à 43

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 07/08/2023

Semelles ihany, semelles hatrany 🤪

👟 Natao ho anareo mpanao création kiraro ireto karazana semelles ireto!

Samy manana ny hanitra ho azy izy ireo fa miankina amin’ny kiraro tianareo amboarina ihany 😉

1️⃣ HERLITE: Noir blanc marron matevina tsara mety atao am kiraro rehetra 100/200 cm.

2️⃣ PIED DE POULE: Noir, blanc, marron 50/40 cm.

3️⃣ NAPOLÉON : Marron, beige, noir ary caramel 40/50 cm.

4️⃣ VAGUE : Noir, beige, vert 50/40 cm.

5️⃣ BONTEX, matevina tsara ary misy fibre. 90/140 cm.

6️⃣ DIVEX Noir 70/100 cm.

7️⃣ VERSOL, misy motif mer 90/95 cm.

Ny tsara kalitao hatrany no omenay anareo mba hanehoana ny hakanton’ny asa tananareo 🤩

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Photos from Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures's post 27/07/2023

Tonga indray ny simili cuir tsara kalitao!

📌 Pavillon 179 Analakely ihany ny adiresy.

Simili cuir vita amin’ny croco , lézard , serpent. Misy ihany koa ny cuir tsotra.

Ao ny matevina izay natokana ho an’ny poketra sy ny kapa, ao ihany koa ny manifinify sy ny souple tsara natokana ho an’ny capitonnage, aza manahy fa tsy diso anjara ianareo mpikirakira ireo karazana seza , canapé sns ..

🎨Tongava ary misafidy izay loko tianao fa misy maro isankarazany izy ato!

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

20/07/2023

Ndao indray hijerijery 𝐬𝐞𝐦𝐞𝐥𝐥𝐞𝐬 𝐬𝐭𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐝𝐬 e!

☑️Vita amin’ny caoutchouc izy ireto ary tsara kalitao avokoa.

Maro isafidianana na ny modèle na ny couleur.

📌 Toerana: Analakely, Pavillon 179

☎️ 034 41 316 32 / 034 92 579 99.

📧 [email protected]

Fb: •Boutique Belle Vue Accessoires pour Sacs et Chaussures.
•Boutique Belle Vue « Création HJ »

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Pavillon 179 Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:30