24/11/2021
Une beauté chez soi
Centre spécialisé en amincissement et remise en forme. Perdre ou prendre des kilos avec des spéci
24/11/2021
Une beauté chez soi
Ny fampiasana voasarimakirana, vinaingitra na "agrume" isaky ny misakafo dia mampihena ny tahan'ny siramamy ao amin'ny ra sy ny "insuline" izay anisan'ny mampitombo sy mitahiry tavy. Zava-dehibe ny fametrahana ora, fihinanana sakafo amin'ny lera mitovy. Manatsara ny fandevonan-kanina sy ny fihenan-danja.
'Ndao indray hilalao ary eee. Sady mihena ny mahazo vola 👏👏👏
Defis 7 jours no hatao, manary hatramin'ny 6kg
Participation: 5000Ar
Loka: 20.000Ar
Izay olona mahavery poids betsaka indrindra anaty herin'andro no mandresy.
Izahay no manome ny planning ary misy suivie ilay izy, dieteticienne no manaraka.
Manomboka ny Zoma 10 Septambra 2021 ny lalao ka mialohan'izay ny fisoratana anarana

Perdre 1 à 5kg en 1 semaine Send a message to learn more
30/08/2021
Mandray vague manaraka ho an'izay vonona hiditra amin'ny Vendredi 03 septembre 2021.
Mp avy hatrany na ny hanary 3 a 13kg (1 mois) na ny hanary 2 a 6kg (1 semaine)
Mbola mandray olona 5 ho an'izay hiditra rahampitso ooo
☺️☺️
26/08/2021
Layla Raharinirina , nahazo ny
Lot : Planning alimentaires 30 jours + suivie diététique et santé + Formation rééquilibre alimentaire (Perdre 3 à 13kg)
Manao detox coup faim et mange graisse koa izahay an. ...
2000Ar ny bouteille 1 ho an izay liana ☺️☺️
Perdre 1 à 5kg en 1 semaine Send a message to learn more
Afaka mandray vague manaraka indray izay vonona. Manomboka Vendredi 27 Aôut 2021
💎 5000Ar hatrany ny participation ho an'izay hanary 1 à 5kg
💎 15.000Ar raha hanary 3 à 13kg.
mp amin'ny compte NuNutritious GardenaNutritious Gardena eto amin ny pejy
Perdre 1 à 5kg en 1 semaine Send a message to learn more
Bonjour daholo. tsy afaka mamaly message mihitsy aho fa misy erreur. Mba miantso izay liana.
0348516242