EKAH Madagasikara

EKAH Madagasikara

Share

Education citoyenne, réinsertion sociale, parrainage d'enfants. Éducation, changement de comportement.

Une plate forme où les jeunes peuvent s'exprimer à propos de :


- Réinsertion sociale
- L'éducation.
- Sports.
- La musique.
- Arts.
- Nouvelles technologie.
- La santé.
- L'environnement.

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Feel Ing, Bien Venu, Skm Fanala ✊🇲🇬

11/08/2026

Mankalaza ny International day isika anio 11 août. Raha tsiahivina dia fety niarahana mpiara mianatra maromaro(block party) tao @ quartier an (New York) niaraka t@ ilay DJ izay efa kobonareo tsara 😉 no everina fa niaingan'ny hip-hop tany (11 août 1973). Hitantsika @ sary eto ambany i Maisa Ginty (Aka ) nandritra ny fandalovany tany Bronx ny taona 2024 tao anatin'ilay International Visitor Leadership Program (IVLP) na ! A ✊🇲🇬

01/08/2026

est fier d'avoir été partenaire du Live Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion – 20 ans, organisé aujourd'hui! 🇲🇬 ✊

29/07/2026
20/07/2026

MIRARY SOA HOAN'NY MPANALA BACC MANERANA NY NOSY

16/07/2026

Manohana sy mandray anjara @ ity hetsika ity ny , mbola tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona ny Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion! ✊🇲🇬

Photos from Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion's post 09/07/2026

Mandray anjara anatin’ity hetsika "CELEBRATING"...anisan’ny hetsika manamarika ny faha 20 taonan’ny Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion ity ihany koa ny tenako, miaraka amin’ireo namana maro anatin’ny Haintso Haintso Taranja!!!!
Efa vonona ny tapakila!!!Jereo anaty affiche ao ny info jiaby...na koa tongava MP amiko !!!
Rendez vous ce Samedi 1 Août 2026 ao Le Pavé Antaninarenina...Ndao ô!

08/07/2026

Noho ny ady seza ara-politika ve? Sa misy antony hafa?
Na inona na inona valiny, fotoana izao hiarahan'ny rehetra miaro ny aina sy ny hoavin'ny zanatsika.

🚫 STOP HALATR'OLONA !
🚫 STOP HALA-JAZA !

La sécurité n'est ni une faveur ni un privilège. C'est un droit fondamental.

Soyons vigilants, protégeons nos enfants, soutenons les familles victimes et refusons de banaliser ces drames. La solidarité est notre première force.

Tsy mendrika an'izany ny vahoaka Malagasy.
Hiaro ny zanatsika, hiaro ny hoavintsika, hiaro an'i Madagasikara. 🇲🇬

02/07/2026

Kopy izay kopy 😉 mba milalao kely ny admin 😂!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Antananarivo
00101