Salama e ✨
Tonga indray ity ny fotoana rahampitso 31/05/26 🥳🔥
ZUMBA mafana be handroaka ny hatsiaka 😍💃🕺
Aza matoritory fa mangatsiaka izao ny andro 😅
Avia hampihetsika vatana sy hiala voly miaraka amintsika ❤️
🕣 Ora : 8h30 – 9h30
📍 Tongava maro ary ento ny namana 🥰🔥miaraka amn coach Tendro
NEO FIT
Votre salle de sport pour atteindre vos objectifs � lieu: SOAMANANDRARINY
📢 FAMPANDRENESANA 📢🚫
Ampandrenesina isika rehetra fa TSY MISOKATRA ny salle ny Alahady sy Alatsinainy 24 & 25 ity. 🙏✨
➡️ Hiverina hisokatra ara-dalàna aorian’izay 💪😊
Mankasitraka antsika rehetra de manaova fety sambatra daholo ❤️
📍Neo Fit Soamanandrariny
📞 034 10 449 24 / 034 06 414 10
VONONA🔥 VE IANAO ANDORO TAVY MIARAKA AMIN'NY ZUMBA🔥.
Ndao ary hiaraka anadino ny rarin-tsaina nandritra ny herinandro amin'ny alalany zumba🦹🦹.
fotoana: sabotsy maraina @ 08h 30mn - 09h 30mn.
toerana: NEO FIT soamanandrariny.
mpanentana: coach TENDRO.
Tsy mila mahay mandihy enao vo afaka miatrika izany fa ny fahavitrihana dia ampy.
tongava maro ary eee.
salama jiaby,
tsapa sy fikirizana ny fibatana vy, nefa ny fahombiazana ts azo moramora zany✊.
Na eo aza zany, tsy atao ampiemotra ee💪💪.
tsy mantsy miroso na mafimafy aza🥰.ndao ikotran e, ary tomyny namana rehetra any.
ZUMBA PARTIE NEO FIT SOAMANANDRARINY.
tsara ny mampafantatra fa ZUMBA mafanabe indray rampitso sabotsy faha 16/05/26.🔥🔥
⌚ 08h 30mn- 09h30mn.
toerana:salle de sport NEO FIT.😘
ndao indray ary anala ny rarin-tsaina ao anatiny tsinjaka sy dihy mitapolapolaka eee.🦹🦹🦹
tongava maro ary tomy ny namana rehetra any ee❤️❤️.
15/05/2026
bonjour, izahay ato @ NEO FIT dia vonona ny ampikotrana sy anome ny tsara ho anareo.💯💯
ty vokatraka tsy azo mora ary az mora kivy fa vitanao io e.🥰
tongava maro ary eee💪💪
08/05/2026
✨🔥 ZUMBA TIME 🔥✨
💃 Tonga indray ny fotoana hifaliana sy handoro calories miaraka amin’ny ZUMBA 💪😍
🎶 Mozika mafana • Dihy mahafinaritra • Ambiance be 🔥
📍Tongava maro hiaraka hikorana sy hiala stress 😍
👟 Tsy mila mahay mandihy fa tongava fotsiny dia mifaly miaraka amintsika 💖
⏰ Aza tara fa ho mafana be ny ambiance 🔥🔥
💥 “Dance • Sweat • Smile” 💥
📞 Contact : [0340641410]
📌 Toerana : [0341044924]
✨ “Ny fahasalamana sy fahafinaretana miaraka amin’ny ZUMBA” ✨
04/05/2026
01/05/2026
🔥💃 BONJOUR À TOUS 💃🔥
🎉 Ne manquez surtout pas notre séance de ZUMBA demain ! 🎉
Profitez pleinement de vos vacances avec une ambiance incroyable, de la bonne musique et une énergie au top ! 🔥🎶
💥 Venez nombreux, motivés et prêts à bouger ! 💥
On vous attend pour transpirer, vous amuser et brûler des calories dans la bonne humeur 😍💪
🕣 Heure : 08h30 – 09h30
📍 Lieu : Neo Fit Soamanandrariny
👟 Avec le coach Tendro
📞 Contact : 034 10 449 24 / 034 06 414 10
✨ Let’s dance, let’s move, let’s ZUMBA ! ✨
ZUMBA PARTIE MIARAKA AMIN'NY COACH TENDRO.
Tsy misy tsara ny manetsi-batana amin'ny famaranana ny herinandro🥰.
manasa anao ary izahay ato amin'ny NEO FIT mba ho tonga amin'ny sabotsy hoavy izao,💯
⌚08h30mn - 09h30mn
toerana: Salle de sport NEO FIT soamanandrariny😘.
tongava maro ary fa hafalina sy tsikitsiky ary ny dihy mafinaritra no hoentitsika andorona ny tavy🔥ary analana ny rarin-tsaina rehetra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Soamanandrariny
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 05:30 - 19:00 |
| Tuesday | 05:30 - 19:00 |
| Wednesday | 05:30 - 19:00 |
| Thursday | 05:30 - 19:00 |
| Friday | 05:30 - 19:00 |
| Saturday | 05:30 - 17:00 |
| Sunday | 05:30 - 11:00 |