05/06/2026
⚠️⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬
✅ "𝐃𝐞𝐭𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧" 𝐚𝐨 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀
🗓: Rahampitso Sabotsy 6 jona 2026 manomboka @ 8ora maraina
🏟️: Kianja Rasolonjatovo
🚨Izany moa dia ho an'ireo tanora teraka ny taona 2012 rehetra (na efa mpilalao anaty klioba na tsia). Ary afaka mandray anjara amin'izany avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy.
🗂Taratasy ilaina :
Copie - Photo d'identité - Carte d'identité scolaire
⚠𝗠𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆. 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬!!
🚨Tsara ny manamarika fa izao fitiliana izao no atao dia mba hanavaoazana ny "effectif" eny @ Centre de perfectionnement ka hasaina ny rehetra voakasiky ny salan-taona ho tonga.
́tections
03/06/2026
⚠️⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬
AZA ADINOINA
✅ "Detection" ao FENERIVE-EST
🗓: Androany Alarobia 3 jona 2026 manomboka @ 1ora atoandro
🏟️: Stade Manara-penitra SAHAVOLA
🚨Izany moa dia ho an'ireo tanora teraka ny taona 2012 rehetra (na efa mpilalao anaty klioba na tsia). Ary afaka mandray anjara amin'izany avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy.
🗂Taratasy ilaina :
Copie - Photo d'identité - Carte d'identité scolaire
⚠𝗠𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆. 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬!!
🚨Tsara ny manamarika fa izao fitiliana izao no atao dia mba hanavaoazana ny "effectif" eny @ Centre de perfectionnement ka hasaina ny rehetra voakasiky ny salan-taona ho tonga.
́tections
Voir moins
03/06/2026
🚨URGENT - FILAZANA OFISIALY / COMMUNIQUE OFFICIEL🚨
02/06/2026
🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
𝐅𝐢𝐧 𝐝𝐮 𝐦𝐚𝐭𝐜𝐡
MAROC🇲🇦 4 - 0 🇲🇬MADAGASCAR
02/06/2026
🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
𝐌𝐢-𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬
MAROC🇲🇦 2 - 0 🇲🇬MADAGASCAR
02/06/2026
🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
⚔️𝐂𝐨𝐮𝐩 𝐝'𝐞𝐧𝐯𝐨𝐢
MAROC🇲🇦 🆚 🇲🇬MADAGASCAR
📺 : TVM
Live : https://www.youtube.com//streams
02/06/2026
🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
⚔️𝐂𝐎𝐌𝐏𝐎𝐒𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍 - 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑⚔️
MAROC🇲🇦 🆚 🇲🇬MADAGASCAR
⚠️Hisalotra ny maillot fahatelo miloko manga ny Barea mandritra ity lalao ity / Les Barea porteront le troisième maillot bleu pour ce match.
02/06/2026
🚨Fenêtre FIFA-JUIN 2026 - 𝐌𝐚𝐭𝐜𝐡𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐜𝐚𝐮𝐱🚨
📸🔥 Ora vitsy mialoha ny fihaonana amin’i Maroc, nanolotra hafatra fankaherezana sy fanohanana ho an’ny ekipa ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny Baolina.
--------------------------------------------------------------------------
🔥📸 Le Président de la Fédération Malagasy de Football a adressé un message d’encouragement et de soutien au groupe avant la rencontre face au Maroc.