M'boss Espagnol

M'boss Espagnol

Share

Spécialiste en linguistique hispanique 🇪🇸
📞+261 34 68 857 72
Votre problème, Notre mission🇲🇬🇪🇸

11/01/2026

🔴Caminar de puntillas

🟡Mandeha fa sady mitsingy

11/01/2026

🔴 Olvídalo por completo

🟡Adinoy tanteraka any izany

10/01/2026

🔴También, puedes limpiar la cocina ?

🟡Afaka diovinao ihany koa ve ny lakozia ?

10/01/2026

🔴Huele feo
🟡Ratsy be izany fofona izany

10/01/2026

🔴Huele rico 🇪🇦
🟡Tsara izany fofona izany 🇲🇬

10/01/2026

Disculpe ! Dónde está el supermercado ?
Azafady, Aiza Kay ny misy ny tsena ?

01/01/2026

Me duele la cabeza

Marary izany lohako izany

31/12/2025

Feliz año Nuevo 🇪🇦

18/12/2025

¿ Qué quieres de regalo de Navidad🎄?

27/09/2025

Tena mampalahelo ny zavatra misy ao Antananarivo.

Mankahery ireo Simba fananana rehetra ✊🇲🇬


06/09/2025

Hola 🇲🇬

Somary elaela kely tsy tazana fa mbola ao anatiny fotona fialan-tsasatra tanteraka amin'izao. Hitanay daholo ilay message tonga ao fa ho valina tsirairay avokoa.

Bonne journée daholo 🇪🇸🇲🇬

06/08/2025

No me grites! No soy tu soldado 🇪🇸😑

➡️Zah aza trerominao ....zah tsy miara mila nao 🙄🇲🇬

Ndao hiaraka hanao debat aminay amin'ny teny Espagnol isakin'ny Samedi après midi ✨📚

Eso te va a llegar 🇪🇸
Hoavy aminao zany eeeehh 😑🇲🇬

Aza misalasala miditra Mp raha vonona ianao ....Bain de langue no ataontsika 🎓

📞 +261 34 68 857 72

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


ANTANANARIVO
Antananarivo
101