Bad Team by coach Laula

Bad Team by coach Laula

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bad Team by coach Laula, Sports, Antananarivo.

10/02/2024

Avec Lauréat Remonja
Bravo les filles💪👏👏
🏀🏀🏀

05/02/2024

Avec Lauréat Remonja
Rendez vous à ne pas rater

19/11/2023
15/10/2023

Bonne semaine les gens!
Portez vous bien!

05/10/2023

Bad team dia ekipa iray nampalaza ny fokontanin'Alarobia, ankehitriny dia noraisin'i coach Lauréat Remonja na coach Laula an-tanana ireo taninketsa kely handimby izany ekipa izany. Projet bitika kely eto amin'ny fokontanin'Alarobia Amboniloha ilay izy fa am-pitiavana no hanaovana izany❤, mampalahelo anefa fa potika ilay terrain, fako sy loto manodidina ilay terrain, potika ny tableau sy ny cerceau, etoana dia isaorana ireo ancien Bad team manampy be. Misaotra, mankasitraka. Mbola alavitra ny lalana fa atombotsika @ kely indrindra aloha.
Arao tsy tapaka ary ny page.
Mankasitraka tompoko.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo