03/07/2023
Ao izay
Tsy voatery manaraka mpitarika, mpandresy na mifangaro amin' ireo voasokajin'ny fiarahamonina hoe "tafita" vao hamiratra ☺️
Miavaka ny tsirairay ary samy manana ny heriny sy ny làlany (mety ianao indray ny ho fitaratra).
Izay fa tafandry mandry daholo 🌟
26/05/2023
😁💡Aza adinoina ny fotoanantsika rahampitso amin’ny 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻’ 𝗻𝘆 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮.aan!
Ho hitanao ao ny :
🎉 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘩𝘦𝘷𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘢𝘵𝘪𝘢𝘯𝘢;
🎉 𝘋𝘪𝘢𝘣𝘦 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘧𝘪𝘵𝘢𝘧𝘺 𝘢𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢;
🎉 𝘈𝘥𝘪𝘩𝘦𝘷𝘪𝘵𝘳𝘢;
🎉 𝘍𝘢𝘯𝘦𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘳𝘰 𝘪𝘴𝘢𝘯’𝘬𝘢𝘳𝘢𝘻𝘢𝘯𝘺;
🎉 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘮𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘢𝘬𝘢𝘧𝘰 𝘢𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢;
🎉𝘍𝘢𝘯𝘰𝘭𝘰𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘮𝘢𝘳𝘪-𝘱𝘢𝘯𝘬𝘢𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 𝘮𝘱𝘪𝘵𝘢𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘧𝘪𝘬𝘢𝘮𝘣𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢
🎯 Ho avy ao ihany koa ny ivontoerana Safidy - Fanaraha-maso ny fifidianana 𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗯𝗲𝗯𝗲 𝗸𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝘁𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 sy ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗿𝗼𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗹𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.
Miandry anareo etsy amin’ny 𝗬𝗼𝘂𝘁𝗵 𝗣𝗼𝘄𝗲𝗿 𝗦𝗽𝗮𝗰𝗲 𝗔𝗸𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝟮𝟳 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟯.
Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana : https://facebook.com/events/s/africa-day-2k23/936078304281234/?mibextid=Gg3lNB
Safidy maharitra, mitsinjo ny ho avin’ny tanaraka!
23/12/2022
Get it get it
📢 The Change Agents programme is back!
YMCA Change Agents is a global leadership development programme designed to empower young leaders as change makers in their own communities.
Applications are being accepted through 26 February 2023 for the fifth cohort - open to young people ages 18-30 with at least 3 years of YMCA experience.
Sign up: https://buff.ly/3VfYdq2
Learn more: https://buff.ly/3j8LFn6