Masoandroko Kely

Masoandroko Kely

Share

🌼Fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin'ny tany aho,mitoetra eny amin'ny habakabaka🌼

05/11/2023

Mijery anao aho. Mahita voninkazo
sinafiko mangina
tsy misy faniriana
kinanjo tena tiako satriko tsy halazo.

Mandre anao aho.Mihaino kalo mamy
toy ny loharano
feo manganohano
iriko tsy ho ritra fa hikoriana hatrany...

F.-X.MAHAH, in "Rindran'ny tsiahy", aprily 2011,p.112

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo