Efa lazaiko aminareo foana hoa fa misy ambiance anie ao amin’ny Madagascar Sevens Men ao eh!!
Mijereva finaritra indray ary oh! 🔥
Dr Tahiry - Sport et Santé
Médecin, passionné de sport, ensemble on partagera les bienfaits de la pratique sportive �
🏉Ankoatry ny kotrana hentitra sy mafy ataon’ny Madagascar Sevens Men isan’andro anie ry zareo, dia misy « ambiance » be foana koa ao ambadika ao e! 🎉🤣
✅Indro zaraiko aminareo an-tsary ny sombin’ny iainako izany 😂🇲🇬
Andao hifanampy ho fanatsaràna ireo Hopitaly lehibe eto Antananarivo!!
Manasa antsika rehetra ny Voilà voilà company ho tonga maro, hanotrona ity alim-pandihizana ity, ny 31 Jolay izao 🥳
FT MANJAKARAY (28) - COSFA (30)
🛑Niady tanteraka ny lalao teo amin’ny roa tonta🔥
Nanamarika ity lalao ity ihany koa ireo daka maron’ireo miaramila nidona tamin’ny tsangam-bÿ! 😮
23/07/2026
🔥 Manonga, manonga, manonga fô!! 🔥
Madagascar Sevens Men
Andao mba asiana resaka kely ilay Finale omaly e!! 😁🏆
Nanakory ny fahitanareo ny lalaon’i Argentine❓
➡️Asiako resaka manokana i Leandro Paredes, mpilalao ankafiziko, kanefa tsy tafiditra tamin’ny lalaony mihitsy omaly; ary niafara tamin’ny fikasihan-tanana mihitsy moa no niafarany 😓
🇪🇸 DANI OLMO 🪄
Tsy resahana matetika izy, kanefa tena ao ambadiky ny fahombiazan’ i Espana ❤️
➡️Andao hilalao isika: zarao aminay ao amin’ny commentaires ny pronostic anao, dia omena fanomezanana ny iray aminareo izay mahita score exact ary e!
16/07/2026
Miasa hatrany ho an’ny fanatanjahantena Malagasy🇲🇬
Ary vonona hanandratra ilay: Fotsy - Mena - Maitso
🤍❤️💚
BARÇA contre BARÇA
en finale 🙈
❤️
🛑« ILAIN’NY VATANA NY LABIERA RAHA TE HO BOKONA! »🛑
Samy efa naheno io fehezanteny io daholo isika rehetra! 🍺
Marina ary izany sa tsia?🙄
✅Mijereva finaritra, dia aza adino ny mi’identifier ilay akamanao tia kotrana nefa tsy mahafoy revy iny! 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo