School Of Wild

School Of Wild

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from School Of Wild, Dance School, Ampandrana, Antananarivo.

School Of Wild est une Γ©cole de danse urbaine crΓ©e en 2011 par le fondateur et Leader du Groupe GB WILD, situΓ©e Γ  Ampandrana en face d'Extra pizza, avec un large choix de discipline de danse et un feeling non stop !

Photos from School Of Wild's post 01/06/2026

πŸ”₯ NAMB'S J.H
πŸ”₯ TOKY

🀝 Faly mampahafantatra antsika ireo Prof vaovao izay mitazona ny sy eny ANTSAHABE ao amin'ny CNELA.

πŸ™ Raha ao anatin'ny tontolon'ny Dihy an-tanan-dehibe eto Antananarivo tsy misy tsy mahalala azy ireo.
. Tena Mbola tanora tokoa, fa raha ny lalana vita efa maro.

Mirary soa ho azy ireo hatrany dia hitombo talenta foana zalah πŸ‘Š

🫑 Tongasoa



29/05/2026

Tsy CSB2 ka 😌

Fa Ilay toerana fiandrasana mpianatra satria tsy afaka manatrika cours intsony ny mpitondra mpianatra mantsy πŸ™

Ho antsika mpianatra Ampandrana rehetra mba tsy adino ny carte rahampitso 🀝

Ho antsika Antsahabe kosa tongava amin'ny leran'ny cours tianao hianarana raha vao hanomboka tompoko 😁


Photos from School Of Wild's post 26/05/2026

Miarahaba antsika rehetra πŸ™

πŸ“’ Ho antsika mpianatra rehetra na KIDS, na ADOS na JEUNE.

Na Cours Larobia na Sabotsy

Ity semaine ity no ho zaraina ny dΓ©tail rehetra mahakasika ny tenue amin'ny spectacle tompoko πŸ™ tsara raha tonga daholo isika 😊

☝️ Ireo Mbola tsy misy sary ny carte ihany koa Manasa antsika hanisy izany.


25/05/2026

πŸ’ƒ

☝️ DANCEHALL isaky ny sabotsy amin'ny 2h15 ka atramin'ny 3h15

Fa misy ihany koa ny
AFRO DANCE amin'ny 11h15 ka atramin'ny 12h15
Ary ny
STREET JAZZ amin'ny 3h15 ka atramin'ny 4h15

Anao ny safidy dia andao handihy eh!!! 😁 Ny Dihy ho hay ny sport vita hoazy 😌🀝

☝️ Aza adino fa sport feno ny Dihy 🀝

TOERANA : Antsahabe ao amin'ny CNELA

Droit d'inscription : 25 000ar
Γ‰colage : 50 000ar par mois par discipline de danse


Photos from School Of Wild's post 22/05/2026

☝️ Rehefa ho avy hisoratra anarana isika rahampitso, πŸ™ Manasa antsika hamaky tsara ny formulaire tompoko fa ao avokoa ny mahakasika ny cours rehetra mandritra ny taom-pianarana,
✍️ Ary ny fanaovana ny Sonia dia midika fa manaiky ny lalàna rehetra mifehy ny sekoly isika 😊🀝


21/05/2026

🧘 Efa afaka miomana isika havana, namana sy ny sisa fa ho avy ny SPECTACLE FIN DE SAISON 🧘

πŸ”₯πŸ”₯




21/05/2026

Mahafatifaty loatra πŸ₯Ή ❀️

Toa izao ny emploi du temps ny cours spΓ©ciale kids sabotsy eny antsahabe CNELA

πŸ‘‰ AFRO KIDS AMIN'NY 10H15 KA ATRAMIN'NY 11H15
πŸ‘‰ DANCEHALL KIDS AMIN'NY 1H15 KA ATRAMIN'NY 2H15

Droit d'inscription 25 000ar
Γ‰colage 40 000ar par mois par discipline de danse
Mila sary tapaka 2 ihany koa

🀝 Ny andron'ny cours, izany hoe ny sabotsy no andro fisoratana anarana 😊

Izay fa amin'ny sabotsy mihaona ary 😁



Photos from School Of Wild's post 18/05/2026

Miarahaba antsika rehetra 😊

πŸ™ Tia hampahafantatra izahay fa efa Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny cours sy ao

🀝 TOA IZAO NY EMPLOI DU TEMPS ny cours rehetra amin'izany.

AFRO KIDS : 10H15 - 11H15
AFRO MAMAN : 11H15 - 12H15
DANCEHALL KIDS : 13H15 - 14H15
DANCEHALL MAMAN : 14H15 - 15H15
STREET JAZZ MAMAN : 15H15 - 16H15

DROIT D'INSCRIPTION : 25 000AR
ECOLAGE :
MAMAN : 50 000AR PAR MOIS PAR DISCIPLINE DE DANSE
KIDS : 40 000AR PAR MOIS PAR DISCIPLINE DE DANSE



16/05/2026

Ho antsika tsy Mbola mahita Ilay CNELA Antsahabe dia ito ny sary fanehoana tompoko πŸ™
Rehefa avy eo Ary 😁

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ampandrana
Antananarivo