Fan De Moto Et Auto

Fan De Moto Et Auto Bonjour ! Cette page a été créée pour ceux qui aiment et ont la passion du sport mécanique.

𝗩𝗼𝗹𝗸𝘀𝘄𝗮𝗴𝗲𝗻 :🌍🔥𝗠𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝗸𝗿𝗶𝘇𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗯𝗼𝗹𝗮, 𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟱𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝗸𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗼𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮. 🔹Misedra olana ara-bola ny orinasa m...
27/08/2026

𝗩𝗼𝗹𝗸𝘀𝘄𝗮𝗴𝗲𝗻 :

🌍🔥𝗠𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝗸𝗿𝗶𝘇𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗯𝗼𝗹𝗮, 𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟱𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝗸𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗼𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.

🔹Misedra olana ara-bola ny orinasa mpamokatra fiara allemande, Volkswagen, amin'izao fotoana izao. Ny Filoha Tale Jeneralin'ny Volkswagen, Oliver Blume, izay nananmbara drafitra fanarenana hentitra, izay mety hitarika hatrany amin'ny fanafoanana asa miisa 100 000 maneran-tany. Raha toa ka 50 000 no efa voakasiky ny fanafoanana, dia mikasa hanafoana asa 50 000 hafa indray ny orinasa.

🔹Nilaza ihany koa i Oliver Blume fa tsy hitan'izy ireo intsony izay fomba hampiodinana ny ozinina ao Emden sy Hanovre manomboka amin'ny taona 2030. Hisy ihany koa araka izany ny mety ho fanakatonana ireo orinasa na dia mbola tsy nisy aza ny fanambarana ofisialy.

🔹Antony mahatonga izao krizy ao amin'ny Volkswagen izao moa ny fifaninanana amin'ny marika Sinoa BYD, izay mivarotra fiara mora kokoa ao Allemagne ; eo koa ny haban-tseranana Amerikanina 25% napetrak'i Donald Trump, alainy amin'ireo fiara avy any ivelany ary ny fahalafosan'ny saran'ny famokarana fiara.
________________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

02/08/2026

We’re in the show! Heading into race day qualified P16, but anything can happen.

| NHRA | Pacific Raceways

02/08/2026
02/08/2026
29/07/2026
29/07/2026
23/07/2026

Who knows what's happening here? Esquadra 751 AW101 Merlin at Ovar airbase during Hot Blade 14.

21/07/2026
21/07/2026

⚡Lamborghini supercar Pure V12 Power. Pure Lamborghini Perfection.🔥🇮🇹🦬.
, ,

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fan De Moto Et Auto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share