Gasy keli Musician/band
Gasy keli
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy keli, Sport & recreation, Analakely, Antananarivo.
Tandremo sao tara rariva
credi, telma😘
aboneo aingana 😱
Hisy Fizarana crédit faobe rariva a!
Mentionne'o Amies 10 any aloha mba hiar-hilalao eto
Mila credi ve??
rehetra misy eto mada
Aza adino ary ny ftôna tsika rariva @8😱
Abonnez vous la page🥰
Fantatrao ve? :
- Malagasy tokoa ve enao.
-Manana ny mapiavaka azy ve ny firenenao.
-Miroso makaiza ny fandrosona misy ao aminy.
Tsy maints ekena fa gasy enao, ary maro ireo mapiavaka ny firenenao izay ts hita any .
Mandroso ny firenenao fa eo fakana tahaka ny firenena hafa, izay ita fa manimba,,Tsy fandrosona ho nefa izany fa ho @ fahantrana lalina
Tsy aleo ve mitrandraka ny zava-misy eto antoerana mba hafana mivôtra sy tena miavaka misy koa2 ,,
"MAHAIZA MANANDRATRA FA TENA GASY IANAO ,MAHAIZA MITENY HOE TS EKENA NY TOE TSAINA VOAZANAKA RA MBOLA ETINA AMIN'IZAO FOTOANA IZAO"❤️
,fandrosonao ,fandroson-tsika🇲🇬
Orana io ra latsaka eo ah😠
fa tokony amany ndray ve zan io rah latsaka eo??🙄
MADAGASIKARA TSY MAITSY MANDROSO ,FA TSY WE MADAGASCAR TS MAITSY MANDROSO zani!🤬🤬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Analakely
Antananarivo