Miarahaba ny ray rehetra e.
"Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery".
(Mpitsara.6:12b)
🙏🙏🙏
Ho ela velona anie ny ray.
Sakaizan'i JESOA
Hianareo no sakaizako, hoy Jesoa. (Jao.15:14
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo. Amen
29/12/2023
Amin'izao faran'ny taona izao,
Satria,
"Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra. Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo." (Mat.6:14-15)
Izany hoe: diovy ny fonareo.
Satria, .
"Sambatra izay madio am-po fa izy no hahita an'Andriamanitra". (Mat.5:8)
Tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra NY SODOMITA NA NY HOMOSEXUELS
TSY HANDOVA NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA NY
1 Korintiana 6:9-10
Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita
[10]sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.
Hianareo no sakaizako, hoy Jesoa
Sakaizan'i JESOA Hianareo no sakaizako, hoy Jesoa. (Jao.15:14
19/12/2023
🙏Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao. (Joba.22:21)
Jéhovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra.
Jéhovah hiaro anao na miditra n'a mivoaka
18/12/2023
Tongava aminao araka izay irin'ny fonao.
Tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, fa efa nataoko hoe satria izay rehetra reko tamin'ny Ray no nambarako taminareo. (Jao.15:15)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo