20/07/2025
Tsy maka lagy
Welcome zalah😁
Ndeh isika iaraka hitsikitsiky kely ndray aloa e😁😂
20/07/2025
11/05/2025
Tsy ahafozako ny Ekipa Real Madrid C.F.😭🥺😂🤣
13/03/2025
-vous
NJAKATIANA kouh ts anaiky mts😭😩
18/02/2025
Capital de Madagascar ✨🇲🇬🤍❤💚
27/01/2025
Abonnez la page oan zay mbl ts nanao ee🙃😅
02/01/2025
🤲🏾😎
10/12/2024
Tiko ny taniko
Ka mahasaropiaro ahy
Ataoko toy ny akaniko
Sarobidy amin'ny fianako mandrakizay
Na maro ny olana sy ireo fahoriana
Tanindrazako Tanindrazako ihany
Tsy hariako izy na oviana na oviana
Fa reharehako foana hatrany hatrany
Maro no tsara no izy
Fa izy tsy misy mahasolo
Na mbola ao anaty krizy
Mbola hafa ny azy ny tontolo
Hajako ny ahy satry tiko
Dia tsy mba ataoko ambanin-javatra
Ny hampiakatra azy no faniriko
Indray androany izy mbola ho tonga "LAFATRA"
MPANORATRA :Ach Rhaff✍🏾
👉🏾TsyTsy maka lagykTsy maka lagygTsy maka lagy🥺
Nareo zanaka majunga io manafo😤
Kaza ato tratrako mande am lalana monka anabavinareoNNally abdala officielaNally abdala officieloNally abdala officieliny fa de ataok mnmn rp🤬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo