11/12/2021
Ety amin'ny π΄ππππ π΄ππππ ππππππππ π΄ππ
πππππππ Gymnase couvert Ankorondrano indray no misy ny glace SURPR'ICE androany sy rahampitso Alahady. Sady mafanaaaaa!! πβοΈππ¦π¨π§
01/12/2021
Ety amin'ny Palais des sports TSENABE MIAVAKA indray no misy antsika anio Alarobia 1er DΓ©cembre hatramin'ny Sabotsy 04 DΓ©cembre! Stand nΒ°17
20/11/2021
Dia mbola mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nandalo tao amin'ny FOIR'LAIT sy nanjifa ny produits SURPR'ICE. Sary vitsy ihany no azo π Misaotra tompoko π
18/11/2021
Iza no mbola tsy nanandrana an'izany Glace Sakamalaho izany!? Tongava manao dΓ©gustation o!! Stand 9 ato amin'ny PLAZA Ampefiloha FOIR'LAIT
17/11/2021
Ao amin'ny FOIR'LAIT ao Ampefiloha indray ny fotoanantsika ny 18-19-20 Novembre.
Au RDV: Glace Γ gogo, DΓ©gustation, Kadoa, Photobooth... Tongava maro!!
14/11/2021
Rendez-vous au PLAZA Ampefiloha du 18 au 20 Novembre pendant l'Γ©vΓ¨nement FOIR'LAIT! π¨π¦π§
20/10/2021
πβοΈπβοΈπ Iza no efa nanandrana an'ity sorbet Fraise π tao amin'ny Le Salon Gourmand ity?? πππ
Mandray commande - livraison amin'ny zoma izao.
1barquette 1L achetΓ© = 5 cornets offerts
Contact MP ou 034 17 667 99 - 033 02 944 63
15/10/2021
Efa afaka jifaina ao amin'ny Shop Liantsoa Antanimena ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao!!
Tsiro hafa mihitsy: Sakamalaho (ginger), Solila (menthe), Nougat (nougat glacΓ©) ary Chocolat... Ny esquimau mifono chocolat sy voanjo ary misy fruit confit ny ao anatiny.
Tohano hatrany ny VITA MALAGASY π²π¬
02/10/2021
Miarahaba o!
Hitanao ety amin'ny Le pavΓ© Antaninarenina ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao anio 02 OktΓ΄bra 2021 hatramin'ny 6ora hariva.
Tongava maro!
06/02/2020
Glace SURPR'ICE hitantsika eny amin'ireto toerana ireto:
β HAVOANA LAND Imerinkasinina
β MAEVA Mandroseza
β Station GALANA ANONY Ankadimbahoaka
β Shop Liantsoa Antanimena
β Shop Liantsoa Ambohijatovo
...
Tohanantsika nyπ²π¬ VITA MALAGASY π²π¬
25/12/2019
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! πππ