Mada Fenugrec Natoraly

Mada Fenugrec Natoraly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada Fenugrec Natoraly, Antananarivo.

✅Fenugrec en Poudre( azahona poids tsara ary manampy amin'ny fitsaboana maro samy hafa)
✅Huile Fenugrec( afaka hosorana amin'ny faritra tiana hitombo ary afaka atao tsara amin'ny volo)

📞0340940894☎️
🛵Manao livraison ihany koa🚲
Mandefa faritra 🚐

20/11/2025
19/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tanjona Rakoto, El Valëntinäh Ras, Tojoniaina Hanitriniaina Andrinirina Andry, Chris Nantenaina, Onimalala Larissa, Tsiferana Harena Rakotoarison, Yolla Joasmina, ❤️🤞🏼 Tendry Nanta 🥰🤍iry Hrv, Hery Tiana, Fanilontsoa Fitia

04/11/2025

Izay mividy:
😍 1kg dia mahazo 100g gratuit = 65.000ar 😜
😍 500g+100ml= 45.000ar😜

Jusqu'à 16 Novembre fa araraoty ary🤗

Manao livraison, mandefa faritra ihany koa
Devant poste 67ha ny point de récupération

0340940894🥰

Mada Fenugrec Natoraly
fans

28/10/2025

13.000ar afaka hatao amin'ny vatana sy volo ihany koa😍

Raha maka 2 dia 24.000ar an😋🤗

29/04/2025

Manasa antsika rehetra hanjifa😁🥰

11/02/2025

Izay mividy 1kg dia mahazo 100g maimampoana 🥰😘

26/11/2024

🔸 Poudre de Fenugrec 8.000Ar/14.000Ar/21.000Ar/28.000Ar/35.000Ar 😍PROMOTION 😍
✅ Riche en protéines – Tia mikotrana? Na tsy mikotrana aza, afaka mampitombo lanja sy vatana ao anatin’ny iray volana (Mihinana 500g) 💪🏽
🔸 Huile de Fenugrec – 13.000 Ar / 100ml
✅ Mampaniry volo haingana sy manatsara ny kalitaony
✅ Mampalandina hoditra ary mampitombo ireo faritra tianao hanatsara endrika (fitombenana, tratra, sns.)
✅ Santé améliorée – diabète, tension, ary manatsara ny fandevonan-kanina!
🚚 Livraison mora sy haingana manerana an’i Madagasikara!
📲 Antsoy avy hatrany ny 034 09 408 94 na alefaso amin’ny MP ny hafatrao!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo