20/08/2026
Tsara 👌 sady matanjaka 💪🏼 no mateza 🤌 nefa mora ❌️❌️❌️ Izay foooooana no tadiavinareo 🫣
Mifanipaka be nefa ireo zavatra ireo 🤔 fa raha izaho no vao manomboka manjono, dia aleoko aloha miditra amin'ity, mba tsara ny rapport qualité / prix 💰
Ny vidiny dia tsy miova , 220.000ar 💰
Fa ho an'ireo manao pause kely ny jono black bass toa ahy dia omeko prix 🤑 (15aout - 15septembre)
🛖 Boutique Olyi Fishing Store , akaikin'ny arrêt bus Anjanahary Devaran (Bus 194,126,109,186,154,E)
☎️ Contact : 034 08 638 19
19/08/2026
Moulinet Bearking modèle 4000 sy 6000 ♠️ indrindra ho an'ireo izay milalao ranomasina, étanche izy 👌 Ao amin'ny sary ny mombamomba azy 😉
🛖 Boutique Olyi Fishing Store , akaikin'ny arrêt bus Anjanahary Devaran (Bus 194,126,109,186,154,E)
☎️ Contact : 034 08 638 19
17/08/2026
Fa tena mahagôla marina ve ilay mihinana trondro eny am-panjonoana e? 😋😂 Tamin'ity aloha dia tonga dia gôla be 🤣 Tsy hay oe ahooaaana ary 😂
16/08/2026
Black azoko farany tamin'iny saison 2025-2026 iny🥳🤩 Efa tamin'ny volana Juillet moa izy ity 📅
Tapitra hatreo aloha ny saison fa afaka 4 herinandro indray ny Black 🐟 Hitrèfle eny amin'ny dobo eny indray rehefa mangidihidy , hanao fibata na Tilapia sy carpe, na koa tonga dia any amoron-dranomasina 😍 sady manao vacances ⛱️
Andao hifehy tena kely ry zalah fa tsy mahafaty ny mba mampivoatra ny jono 😉 Tsy hoe miseo milay mianak'hendry fa mba te handroso 😄 manomboka ny 16 septembre indray vao hitoto black fa betsaka izay vita izay, aleo aloha izy hanatody tsara 👌
13/08/2026
Mitady moulinet tena tsara SURFCASTING ve? 🎣
Ity MX3 Salt Water ity ary no atolotry ny marque MITCHELL 👌 Polyvalent izy satria na hanao lancer en bord de mer ary izy dia mety foana 👍🏼 Taille 7000 izy ity.
Ireto ary ny Caractéristiques:
⚙️6+1 roulements à billes en inox : Une fluidité maximale et une excellente résistance à la corrosion.
🪶 Bâti et rotor en graphite léger : Le compromis parfait entre légèreté pour enchaîner les lancers et robustesse pour durer.
🎯 Grande douceur de fonctionnement & frein précis : Équipé de rondelles en feutre pour une progressivité parfaite et des combats maîtrisés
💪 Manivelle CNC en aluminium usiné : Une prise en main puissante, fiable et sans aucun jeu.
🛡️ Pick-up extra rigide : Conçu pour encaisser les fortes tensions sans broncher.
⚙️ Ratio : 4.8/1 : Une récupération puissante, idéale pour brider les beaux poissons.
🪵 Puissance du frein : 6 kg : Une force de blocage rassurante pour faire face aux poissons combatifs.
⚖️ Poids : 436 g : Un équilibre parfait pour vos sessions de pêche mi-lourdes.
🛖 Boutique Olyi Fishing Store , akaikin'ny arrêt bus Anjanahary Devaran (Bus 194,126,109,186,154,E)
☎️ Contact : 034 08 638 19
12/08/2026
Tsara Pangalane fa toujours Golaman 📸
11/08/2026
Iza no tia mampiasa jerkbait? 🎣 Araky izany anarana zany dia "Jerk-ena" izy fa tsy ilay "Cranck-ena" fotsiny 😊 Izany hoe asina coup kely eny antsefatsefany eny fa tsy le manodina manivelle fotsiny 👌
Amin'ny sabotsy ho avy izao no 15 Aout ka mba aleo aloha eo isika no mba manjono Black Bass farany amin'ity volana ity dia afaka 4 herinandro indray ee 😁🎣 Izay efa nanomboka dia mety be 👌 Aleo aloha hanatody ampilaminana ny Black ⚫️
🛖 Boutique Olyi Fishing Store , akaikin'ny arrêt bus Anjanahary Devaran (Bus 194,126,109,186,154,E)
☎️ Contact : 034 08 638 19
10/08/2026
CANNE À COUP maro dispo ato aminay 😁 🎣 Asa misalasala manantona na mbola tsy mahay manjono ary 😄 fa mila miteny fotsiny oe vao debutant mihitsy fa sao zavatra sarotra no voazava anao 😆
🛖 Boutique Olyi Fishing Store , akaikin'ny arrêt bus Anjanahary Devaran (Bus 194,126,109,186,154,E)
☎️ Contact : 034 08 638 19
07/08/2026
MOULINET LAFO BE 😒 FA INONA NO ANTONY? Fa maninona moa zany no misy moulinet 70.000ar dia misy koa 700.000ar? 😲 Ireto koa mba lafo zavatra 😡
Ireto misy technologie an'ny marque Daiwa azavaiko tsirairay ho an'izay liana. Ireo rehetra ireo dia hita ao anatin'ity moulinet ity 🔥 Ireto details kely ireto izany no hividianana azy lafo 🤑🤑🤑
1️⃣⚙️ AIRDRIVE ROTOR
Rotor vaovao maivana kokoa noho ny rotor mahazatra.
Tombony :
- Fluide kokoa rehefa manodina
- Mahatsapa tsara kokoa ny fandehan'ny leurre
- Tsy mahavizana be rehefa manjono
2️⃣ AIRDRIVE BAIL
➡️ Bail (ilay vy misokatra sy mikatona amin'ny moulinet, pick-up hoy isika) dia novolavolaina mba hampandeha tsara kokoa ny tady.
Tombony :
- Mihena ny mety hikorontanan'ny tady (perruque)
- Mora miverina amin'ny toerana ilay day rehefa avy manipy.
- Fluide kokoa ny lancer
3️⃣ ATD / ATD TYPE-L
➡️ Rafitra frein an'i Daiwa.
Tombony :
- Mivoaka :progressivement" na tsikelikely ny tady rehefa misintona ny trondro, izany hoe tsy manao "à-coups" tampoka.
- Mihena ny mety hahatapahan'ny tady.
- Tombony be rehefa miady amin'ny trondro lehibe 🐟
5️⃣ ZAION V
➡️ Karazana carbon composite tena maivana nefa matanjaka.
Tombony :
- Maivana kokoa noho ny graphite.
- Mafy kokoa.
- Tsapa ny sensation omeny rehefa mahazo trondro.
6️⃣ MAGSEALED (Ity no vaovao be satria izay vao nisy moulinet Magsealed tato aminay)
➡️ Teknolojia mampiasa huile magnétique hiarovana ny axe tsy hidiran'ny rano sy vovoka.
Tombony :
- Tsy mora idiran'ny rano (indrindra ny ranomasina)
- Tsy mora miditra ny fasika sy ny loto.
- Mateza ela kokoa ny moulinet.
- Fluide foana ny fihodinany na ampiasaina ela ary.
7️⃣ TOUGH DIGIGEAR
➡️ Engrenage novolavolaina amin'ny précision avo.
Tombony :
- Matanjaka kokoa rehefa misintona trondro.
- Mijanona ho fluide na dia ampiasaina matetika aza.
8️⃣🎯 LC-ABS (Long Cast ABS)
➡️ Bobine natao hanatsarana ny halaviran'ny lancer.
Tombony :
- Lavitra kokoa ny lancer.
- Mihena ny friction amin'ny tady.
- Tsara kokoa ny fivoahan'ny tady amin'ny bobine.
Samy misy ato aminay na ny moulinet 70.000ar na ny mihoatra an'izay fa ny budget an'ny tsirairay no mitondra azy 😉 Manantena fa mba nampahafantatra anao zava-baovao izahay androany 😊👊🏽