26/12/2022
โฝ๏ธ ๐ง๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ผ๐ถ ๐ฑ๐ฒ ๐ก๐ผ๐ฒฬ๐น ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ โฝ๏ธ
Tontosa ny sabotsy lasa teo tetsy amin'ny Analakely Stadium ny tournoi de Noรซl izay nokarakarain'ny SMJ Sport โ
Hetsika iray tafiditra anatin'ny fankalazana an'Andriamanitra nohon'ny fahafolo taonan'ny SMJ izy io.
๐ Hisaorana avokoa ireo ekipa rehetra nandray anjara sy ireo rehetra izay nifanohana tao anatin'ny fikarakarana iny tournoi iny.
๐Nandrombaka ny amboara moa ny ekipan'ny ๐๐ฆ ๐ฃ๐ฅ๐ข๐ ๐ rehefa nandresy ny ekipan'ny ๐๐ฆ ๐๐๐ฅ tamin'ny isa 3 noho 2 nandritra ny lalao famaranana.
Ho avy ny andiany manaraka amin'ny tournoi antsika ka araho tsy tapaka ny pejy ๐
๐ธ Famintinana an-tsary ny tamin'ny sabotsy lasa teo
20/12/2022
Efatra (4) andro sisa dia raikitra izy ity ๐ฅ
Betsaka ianareo ny nanontany anay ny aminโny fizotranโny lalao anatinโny tournoi antsika ๐คท๐ปโโ๏ธโบ๏ธ
Koa tahaka ity aseho aminโny sary ity ary ireo dingana ho arahana anatinโny Tournoi de Noรซl aminโny 24 Desambra ho avy izao ๐ฅณโ
Mbola azo atao tsara mihitsy ny misoratra anarana hatreto ๐ na ianareo mandefa MP aminโny pejy na miantso mivantana ireo laharana raha hanontany na hisoratra anarana ๐งพโ๏ธ
Aza tara fa ny olona izao efa misy mikotrana manomana ann ๐๐คช
Araho foana ny pejy ๐
08/12/2022
๐ฅ ๐ง๐ข๐จ๐ฅ๐ก๐ข๐ ๐๐ ๐ก๐ข๐ฬ๐ ๐ฅ
๐ก๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ผ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฒ๐๐ ๐ฒ๐ฒ ๐
Namana na Fianakaviana โ๏ธ Mety daholo fa ilay miaraka no zava-dehibe ๐ฅณ
๐ Mandraisa ary anjara aminโny ๐ง๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ผ๐ถ ๐ฑ๐ฒ ๐ก๐ผ๐ฒฬ๐น karakarainโny SMJ Sport ny ๐ฆ๐ฎ๐ฏ๐ผ๐๐๐ ๐ฎ๐ฐ ๐๐ฒ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ho avy izao ๐ฅ ireo ambany ireo ny andinindininy.
โฝ๏ธ ๐๐ผ๐ผ๐ ๐ฎฬ ๐ฒ
๐๏ธ Analakely Stadium
โ
Fandraisana anjara : 120 000Ar/รฉkipa
๐ Amboara : ๐ฑ๐ฌ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ sy loka vitsivitsy isan-karazany
๐งพ Misorร ta anarana eto aminโny pejy (๐ ๐ฃ) na aminโireto laharana ireto ๐ฌ๐ฏ๐ฎ ๐ฑ๐ฒ ๐ด๐ฐ๐ฏ ๐ฏ๐ญ /๐ฌ๐ฏ๐ด ๐ญ๐ฐ ๐ฌ๐ฌ๐ฑ ๐ด๐ฒ
๐๐ค๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐๐ฏ๐ ๐ฉ๐๐ง๐
28/07/2018
a Dieu
Isaorana isika rehetra niara-niombona tamin'ny Sakaiza Mpitory an'i Jesoa sy ny Urban Futsal nandritra iny iny.
Afa-po ny mpikarakara ary taorian'ny tafatafa tamin'ireo ekipa maro dia maniry ny hitohizan'ny hetsika izy ireo.
Arabaina arak'izany ny nandrombaka ny amboara.
Amin'ny andiany faha 2 indray raha sitrapon'Andriamanitra dia hihaona isika.
Miomana dieny izao.
27/07/2018
Iza no hibata ny amboara ami'ny andiany voalohany?
sa ?
Rahampitso Sabotsy 28 Jolay 2018 manomboka amin'ny 09 ora maraina.
Misy animation maro be mandritra izany fotoana izany koa asaina avokoa isika rehetra tia ny taranja
Tsy miova ny fitsipika sy ny lalana rehetra
: 2.000ar
18/07/2018
Taorian'ny nanatanterahina ny fifanintsanana isam-bondrona dia indro omena antsika ny valiny sy ny tohin'ny fifaninana na ny /4_de_FINALE.
izay manana fanamarihana dia iangaviana handefa message privรฉ.
Ny Sabotsy 21 Jolay ho avy izao no hanatanterahana ny 1/4 de finale, ary entanina avokoa isika EKIPA rehetra ho tonga mialoha ho fandaminana.
Tsy miova ny fitsipika rehetra napetraka tamin'ny andro voalohany.
2.000ar hatrany ny vidim-pidirana ho an'ireo mpanohana
15/07/2018
Mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona ny omaly Sabotsy 14 Jolay.
Tapitra ny fifanintsanana isam-bondrona ka hididtra amin'ny #1/4_de_finale sahady isika ny ho avy izao.
Ireto misy santionany tamin'ny omaly