MADA Global Vente

MADA Global Vente

Share

Fa hohaninao tokoa ny asan' ny tananao . Sambatra sady ambinina hianao .

Photos from MADA Global Vente's post 19/08/2026

❌🐠🐟 😍😍ANDAO AMIN'IZAY IHINANA TRONDRO AMIN'ILAY MATSIRO TINAREO BEEEE INY 😍😍🐠🐟❌

Fony sy vaky veraka , efa hainareo tsara ilay tsirony πŸ˜‰πŸ˜‰ tsy misy stock fa alefa mialoha ny commande ...
Isaky ny sabotsy ny livraison :
4000ar ville , 5000ar periphΓ©rique πŸ›΅πŸ›΅πŸ›΅
Recuperation Andravoahangy πŸ›οΈπŸ›οΈπŸ›οΈ

πŸ‘‰ 35.000ar KG
πŸ‘‰ 18.000ar 500G
πŸ‘‰ 9000ar 250G
Mandefa prix de gros raha maka 5KG mihotra 🐠🐠

Alefaso Mp dieny izao aza ny commandenao sao tara fa @ sabotsy 22 Aout izao ny livraison'atsika β˜ΊοΈβ˜ΊοΈπŸ’ƒπŸ’ƒπŸ’ƒπŸ’ƒ

13/08/2026

A vendre , license en boisson alcoolique et hygiΓ©nique , mp pour plus d'info ...

Photos from MADA Global Vente's post 24/03/2025

🐠🐠 😍 tonga amzay ary ny FONY (Tilapia) sy VAKY VERAKA (Fibata)😍🐠🐠

🌸 Arrivage alarobia 26 marsa 🌸

❌Prix niova kely fotsiny nohon'ny toetran'andro sns 😊😊

πŸ“Œ32.000ar KG
πŸ“Œ16.000ar 500G
πŸ“Œ8000ar 250G
πŸ“ŒPrix de gros 5KG miakatra

πŸš›πŸš› Manao livraison
πŸ›οΈπŸ›οΈRΓ©cupΓ©ration Andravoahangy

β­• Alefa mp fa tsy atao eny @ commentaire ny commande β­•

Photos from MADA Global Vente's post 13/10/2024

🐠🐠 😍FONY (Tilapia) sy VAKY VERAKA (Fibata)😍🐠🐠

🌸 Arrivage alarobia 16 octobre sy sabotsy 19 octobre 🌸

Prix tsy miova fa toy ny mahazatra hatrany 😊😊

πŸ“Œ30.000ar KG
πŸ“Œ15.000ar 500G
πŸ“Œ8000ar 250G
πŸ“ŒPrix de gros 5KG miakatra

πŸš›πŸš› Manao livraison
πŸ›οΈπŸ›οΈRΓ©cupΓ©ration Andravoahangy

β­• Alefa mp fa tsy atao eny @ commentaire ny commande β­•

Photos from MADA Global Vente's post 02/10/2024

🐠🐟 🌺 FONY 🌺 🐟🐠

Elaela tsy nisy trondro dia tonga indray zareo an 😊😊😊 , afaka anaterana dia afaka manao recuperation ihany koa anefa ...

πŸ‘‰πŸ½ Alakamisy
πŸ‘‰πŸ½ Zoma
πŸ‘‰πŸ½ Asabotsy

πŸ“Œ 30.000AR KG
πŸ“Œ 15.000AR 500G
πŸ“Œ 8000AR 250G

Tonga dia MP fa tsy mahita commentaire indraindray ... πŸ’ƒπŸ½πŸ’ƒπŸ½πŸ’ƒπŸ½

Photos from MADA Global Vente's post 15/09/2024

Arrivage 🐟🐠 FONY (Tilapia nasaly) 🐟🐠alarobia 11 septembre ...

β­• 1KG 30.000AR
β­• 500G 15.000AR
β­• 250G 8000Ar
πŸ‘‰πŸ½Prix de gros 5KG miakatra

❌ AOKA IZAY MATOTRA IHANY NO ANDEFA MP FA MAMPIKOROTANA ASA ILAY MIOVAOVA HEVITRA , MISAOTRA TOMPOKO❌

Photos from MADA Global Vente's post 14/09/2024

🐠🐟 VAKY VERAKA (FIBATA) 🐠🐟
ARRIVAGE ALATSINAINY 16 SEPTEMBRE

β­• 30.000AR KG
β­• 15.000AR 500G
β­• 8000Ar 250G

❌ ☺️Tonga dia mandefasa mp fa tsy mahita commentaire indraindray☺️ ❌

Photos from MADA Global Vente's post 11/09/2024

β­• FONY (TILAPIA NASALY) sy VAKY VERAKA (FIBATA) β­•

🐠🐟 ARRIVAGE ET LIVRAISON SAMEDI 14 SEPTEMBRE 🐟🐠

❌30.000AR KG
❌15.000AR 5000G
❌8000AR 250G

☺️☺️ Alefaso mp mialoha toy ny mahazatra ny commandenao ☺️☺️

Photos from MADA Global Vente's post 08/09/2024

🌸🐟 ❌ Arrivage FONY (Tilapia nasaly) sy VAKY VERAKA (Fibata) ny TATALA 10 sy ALAROBIA 11 SEPTEMBRE ❌ 🐟🌸

πŸ‘‰πŸ½ ALEFAO MIALOHA MP NY COMMANDENAO ☺️☺️

πŸ“Œ 30.000ar KG
πŸ“Œ 15.000ar 500G
πŸ“Œ 8000ar 250G
πŸ“Œ PRIX DE GROS A PARTIR DE 5KG

πŸš› Manao Livraison
πŸ›οΈ RΓ©cupΓ©ration Andravoahangy

Photos from MADA Global Vente's post 05/09/2024

Salama daholo ohh ☺️☺️

πŸ‘‰πŸ½Dispo ny ZOMA 6 sy SABOTSY 7 septembre ny tilapia nasaly 🐟🐠🐠
πŸ“ŒTsy miova ny prix

❌30.000ar KG
❌15.000ar 500G
❌8000ar 250G

πŸ“ŒManome prix de gros manomboka @ 5Kg
🚚🚚 Livraison partout
πŸ›οΈπŸ›οΈ RΓ©cuperation Andravoahangy ou Analakely

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Andravoahangy
Antananarivo
101