MI BIKA Sports

MI BIKA Sports

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MI BIKA Sports, Gym/Physical Fitness Center, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

20/01/2026
Photos from MI BIKA Sports's post 18/01/2026

sary 18/01/2026
Zay milalao iany no mahazo💪💪 merci lisany👍Kifa mandramaty💪🙏❤️🏋️

09/11/2025

n'y anio sortie Mi bika Clastimi 💪💪❤️

Photos from MI BIKA Sports's post 03/02/2024

Sombin' tsary kely Lanonam_ panokafana tamin'ny Fomba ofisialy N'y MI BIKA Sports, mankasitra anaroe rehetra Tonga namaly ny antso👍👊👏🤗misaotra erampo erantsaina ry Namako isany a Mlay nareo👍👍👍 indrindra n'y Ekipa atsahamanitra🤗💪🏋️👏AZA KIVIKIVY👊👊😃🤪

02/02/2024

Tonga ary ilay nandrasana 👍🙏👊🏅🏆 hisokatra rahapitso 3 février 2024 ny salle de musculation Mi BIKA Sports koa Tongava daholo ary fa maimaimpoana ho antsika rehetra Tsy ankanavaka ny kotrana 🏋️💪🏃rahapitso manomboka 30min🕞 mandrapahariva ny andro, ny toerana arrêt bus vidéo ambonin'ampanomahitsy, raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manantona anay

01/01/2024

BIENTÔT

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ambohitrimanjaka
Antananarivo