Foot Store.MG

Foot Store.MG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Foot Store.MG, Sport & recreation, Antananarivo.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FOOT STORE.MG ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐ŸŒ€ L'รฉquipement des Champions (Real, Barรงa, PSG...).
๐Ÿฅ‡Votre source Nยฐ1 de maillots authentiques et d'infos foot ร  Mada.
๐Ÿ’ง Votre Ferveur, Notre Fidรฉlitรฉ

#Ndao_hiara_dia_aminay
#Votre_passion_mรฉrite_notre_fidรฉlitรฉ

23/11/2025

๐Ÿ† ๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—” - ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข ๐—™๐—”๐—›๐—”-13
Isa iray monja no azon'ny ekipan'i XABI ALONSO rehefa nanafika an'i Elche tao an-jaridainany.
Vokany, isa tokana sisa no manasaraka an'i Real Madrid โšชโšช izay mitana ny laharana voalohany sy i FC Barcelona ๐Ÿ”ต๐Ÿ”ด laharana faharoa.

๐Ÿ’ฌ Nanao ahoana ny fitaintanana tao ho anareo ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต ๐‘น๐‘ฌ๐‘จ๐‘ณ ๐‘ด๐‘จ๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘ซ?
Ny ๐‘ญ๐’‚๐’ ๐‘ฉ๐’‚๐’“รง๐’‚ ve tsy efa nibitaka be tamin'ny Elche nitarika??

23/11/2025
22/11/2025

๐Ÿ‘ฅ Ireo mpilalao hijoro voalohany ho an'ny Fc Barcelona ๐Ÿ”ต๐Ÿ”ด izay hampiatrano an'i Athletic Bilbao

๐Ÿ’ฌ Firy sy firy ny mety ho fiafaran'ny lalao?

21/11/2025

๐Ÿšจ ๐—ก๐—˜๐—ฌ๐— ๐—”๐—ฅ ๐—๐—ฅ | ๐—›๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ โœ‚
Toy izao indray ny hetim-bolo vaovao an'ity kalaza Breziliana ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡ท mpilalao an'ny Santos ity.

๐Ÿ’ฌ Iza no mpankafia Neymar ato? Tianareo ve ilay Coupe vaovao?
Tairo mba alefaso ao amin'ny commentaire hoe ny hetim-bolon'ny Neymar tianareo indrindra.

20/11/2025

๐ŸŸ ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฝ๐—ฒ ๐—ฑ๐˜‚ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ 2026 - ๐—Ÿ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—˜๐˜‚๐—ฟ๐—ผ๐—ฝ๐—ฒ
Nivoaka ny tirage, iza ny firenena efatra (4) ho tafavoaka?

๐Ÿ’ฌ Mba omeo ny pronostique anareo hoe??

17/11/2025

๐Ÿšจ ๐—ข๐—™๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ | ๐—›๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ณ๐˜† ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—ก๐—ผ๐˜‚ ๐—ถ ๐—•๐—ฎ๐—ฟรง๐—ฎ
Hiverina hilalao ao an-kianjany ao Camp Nou ny ekipan'ny Fc Barcelona ๐Ÿ”ต๐Ÿ”ด rehefa tsy afaka nilalao tao nandritry ny fotoana ela noho ny asa fanamboarana ity kianja ity.
Mpijery miisa 45000 aloha no afaka hiditra noho ny fandaminana izay natao.

๐Ÿ’ฌ Aiza daholo isika fan Barcelone ? Manao ahoana ny hafalianareo ao?

๐Ÿ“Ž ๐€๐ณ๐š ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐จ๐ฎ๐ญ๐จ๐ง ๐’๐”๐ˆ๐•๐‘๐„ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐ ๐ž
โ†ช ๐๐š๐ซ๐ญ๐š๐ ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ

17/11/2025

๐—˜๐—ฅ๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—š ๐—›๐—”๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—— ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ด | ๐‘ด๐‘จ๐‘ช๐‘ฏ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฌ ๐‘จ ๐‘ฉ๐‘ผ๐‘ป๐‘บ
Tamin'ity taom-pilalaovana 2025-2026 ity dia tena tsy mampino ny zava-bitan'i Haaland.
๐ŸŸ Lalao vitany: 20
โšฝ Baolina matiny ( National + Club) : 33

๐Ÿ’ฌ Mety hahatratra firy ity baolina matiny amin'ity taom-pilalaovana ity? Ndao mba omeo oe ny vinavinanareo.

๐Ÿ“Ž ๐€๐ณ๐š ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐จ๐ฎ๐ญ๐จ๐ง ๐’๐”๐ˆ๐•๐‘๐„ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐ ๐ž
โ†ช ๐๐š๐ซ๐ญ๐š๐ ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ

15/11/2025

๐Ÿ๐Ÿ ๐—Ÿ๐—˜๐—ข ๐— ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ๐—œ - ๐—”๐—ฅ๐—š๐—˜๐—ก๐—ง๐—œ๐—ก๐—” ๐Ÿ‡ฆ๐Ÿ‡ท
Nandritr'izay lalao nataon'i Messi tao amin'ny ekipam-pireneny izay dia โšฝ nahafaty baolina 115 izy ary nahavita ๐ŸŽฏ tolotra namonoana baolina 61.
๐Ÿ’ฌ Mety hahatratra firy ity baolina matin'i Messi miaraka amin'ny Argentina ity? Ndao mba omeo oe ny vinavinanareo.

๐Ÿ“Ž ๐€๐ณ๐š ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐จ๐ฎ๐ญ๐จ๐ง ๐’๐”๐ˆ๐•๐‘๐„ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐ ๐ž
โ†ช ๐๐š๐ซ๐ญ๐š๐ ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ

14/11/2025

๐Ÿ—ž ๐™Ž๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™–๐™™๐™ž๐™ข-๐™—๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค - ๐๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ฌ๐š๐ณ๐ฒ ๐ซ๐จ๐š ๐ฌ๐จ๐ฌ๐จ๐ง๐š ๐—ถ ๐—ฃ๐—ข๐—ฅ๐—ง๐—จ๐—š๐—”๐—Ÿ & ๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ๐——๐—ข

Nandritry ny fihaonan'i Portugal ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡นtamin'ny Irlande ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ช alina dia nisehoana tranga roa mampalahelo ity ekipan'i CR7 ity.
โ†˜ Faharesena 2-0 nanoloana an'i Irlande sy karatra mena voalohany tao amin'ny ekipam-pirenena ho an'i Cristiano Ronaldo taorian'ny nanomezan'ity farany kiho an'i Dara O'Shea irakiraka mpiaron'ny Irlande tamin'ny faran'ny fizaram-potoana voalohany.

โš  Vokany, mety ho voasazy tsy afaka hilalao lalao roa i CR7 raha hilatsaka ny didy, lalao hihaonana amin'ny Armenia sy amin'ny lalao voalohany amboara eran-tany 2026.

๐Ÿ’ฌ Mety hisy fiantraikany amin'ny ekipany ve ny tsy fisian'i CR7 amin'ireo lalao ireo? Anareo ny commentaire ร ry

๐Ÿ“Ž ๐€๐ณ๐š ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐จ๐ฎ๐ญ๐จ๐ง ๐’๐”๐ˆ๐•๐‘๐„ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐ ๐ž
โ†ช ๐๐š๐ซ๐ญ๐š๐ ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ

13/11/2025

๐Ÿšจ ๐—ฅ๐—จ๐— ๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฆ๐—™๐—˜๐—ฅ๐—ง - ๐——๐—”๐—ฌ๐—ข๐—ง ๐—จ๐—ฃ๐—”๐— ๐—˜๐—–๐—”๐—ก๐—ข ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต

๐Ÿ—ฃ Mandeha be ny rumeur amin'izao mahakasika ny mety ho fialan'ity vodilaharana afovoany teratany frantsay, 27 taona ity amin'ny faran'ny taom-pilalaovana ity noho ny fifanarahany miaraka amin'ny Bayern Munich mbola tsy nohavaozina izay hifarana amin'ny volana Jona 2026.

โœ๏ธ Efa mitady ny fomba rehetra ary manao laharam-pahamena ny hanavaozana ny fifanarahana eo amin'ny roa tonta ry zareo klioba Alรจmana mba hisorohana izany tranga mety hiseho amin'ny volana Jona 2026 izany.
Na izany aza, tsy mbola nanao fanambarana mazava ilay mpilalao ny amin'ny hanavaozany ny fifanarahana, izay mety hampisalasala ny hoaviny. [๐Ÿ—ž Source: RMC Sport, 90min.com]

โš  Klioba roa lehibe any Eoropa no mifaninana sy manao ny fomba rehetra mba hahazoana azy maimaim-poana raha toa ka tsy hanavao ny fifanarahana izy: dia ny Real Madrid sy ny Paris Saint-Germain izany.
Voalaza fa efa manakaiky ny fifanarahana am-bava tamin'ny manodidina an'i Upamecano sy ny Real Madrid ny mba hifindrany maimaimpoana ao amin'ny Merengue amin'ny volana Jona 2026.
Etsy an-daniny, ny PSG dia manana faniriana goavana ihany koa ary miandry ny fotoana mety hidirana an-tsehatra raha toa ka tsy hanavao fifanarahana amin'ny Bayern i Upamecano. [๐Ÿ—ž Source: Foot Mercato / Santi Aouna, Les-Transferts.com]

๐Ÿ“ฐ Ho tanterina amintsika eto ihany ny fivoaran'ity cas an'i Upamecano ity.

Araka ny hevitrareo mpankafy Bayern munich, mety hanasonia fifanarahana ihany ve izy sa handeha maimaimpoana?
๐Ÿ’ฌ Ndao lazao ao amin'ny commentaire ny hevitrao

๐Ÿ”– ๐€๐ณ๐š ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐จ๐ฎ๐ญ๐จ๐ง ๐’๐”๐ˆ๐•๐‘๐„ ๐ฆ๐›๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ฌ๐š๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐ ๐ž
โ†ช ๐๐š๐ซ๐ญ๐š๐ ๐ž๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo