Musculation Mada-Adjih

Musculation Mada-Adjih

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Musculation Mada-Adjih, Sport & recreation, Antananarivo.

07/01/2026

Mande ny prise de masse ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™ˆ
Bye bye abdo ๐Ÿฅบ
Fa alaiko tsirony foana aloha e๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Bon kotrana amin'izay fa efa vaovao ny taona๐Ÿ’ช๐Ÿ’ชโ˜บ๏ธ

03/01/2026

Na prise de masse na perte de graisse dia ilaina ny :
Matory 8h par jour ๐Ÿ›Œ๐Ÿ›Œ
Misotro rano 2 ร  3 litres par jour๐Ÿถ๐Ÿถ
Ny manao cardio ๐Ÿƒ
Ny fihinana sakafo be protรฉine sy fibre๐Ÿ“๐Ÿฅ‘๐Ÿฅฆ

Tsaratsara kokoa ny cardio raha atao aprรจs sรฉance musculation ๐Ÿ’ช๐Ÿ˜Š

01/01/2026

Arabaina isika rehetra mbola nahatratra an'ity taona vaovao 2026 ity ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜‡

Enganie mba taona hitondra fahombiazana ity taona ity ๐Ÿ˜‡๐Ÿ™ ho samy Salama sy avitrika isika rehetra ๐Ÿ˜Š

Eny ry Mpikotranako mianakavy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‡ satry miova ny taona , dia miditra lalindalina kokoa isika amin'ny zavatra rehetra ๐Ÿ˜๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
Efa voaraiko daholo ireny sary nalefanao tsirairay avy ireny ๐Ÿ˜Š pรขte b , jus gazeux, vary be menaka be , sns ... koa dia faly aho milaza aminao fa .... EO BE FOTSINY tsika rehefa miverina misokatra ny salle ๐Ÿ˜Š๐Ÿ’ช๐Ÿ˜‹

31/12/2025

Aleo mba hapetraka eto ko ny sariny ๐Ÿคœ๐Ÿค›๐Ÿซฐ
Efa tena hita b Ilay vokatra zandry a๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
Sady mba anomezana motivation ho anareo rehetra ihany ko ๐Ÿซฐ๐Ÿซก

28/12/2025

Apetrako eto ihany mba ho porofo fa misy ny vokatra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™โ˜บ๏ธ
Io tsy misy kotrana very maina izany rehefa atao am fo , rehefa mipetraka ny tanjonao hoe tsy maintsy tratrako๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

24/12/2025

Mihezaka foana isanandro mitazona ny zavatra mampiavaka anao amin'ny hafa โ˜บ๏ธ๐Ÿ’ช
Tsy mifaninana amin'ny hafa ianao fa mijereva fitaratra dia ianao ihany hifaninanana ๐Ÿ’ชโ˜บ๏ธ
Tanjona tsy mitovy , tsy mitovy arak'izay koa ny zavatra hiainanao sy ny olona hafa manodidina anao ( na resa-bola , sakafo , salle , assistance, personnalitรฉ, ...sns ) ...
Mahaiza mifaly amin'izay Kely anananao dia ho avy aminao ny vokatra tsara indrindra amin'ny fotoana mampety azyโ˜บ๏ธ
Dans la vie, les bonnes choses prennent du temps pour arriver ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช รงa ne s'obtiennent pas facilement ๐Ÿ‘Œ disciplines avant tout ๐Ÿ™

07/12/2025

Tsy vaovao amin'izany ah ka๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚๐Ÿ™ˆ

26/10/2025

Tsy misy miala izany eo ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
๐Ÿ’ชmkiff foana ๐Ÿ’ช

21/10/2025

tsy tongatonga hoazy tamin'izao izany ๐Ÿ‘Œ
fa kotrana mafy sy discipline no mifehy sy mamaritra ny lalana ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
Ny discipline anananao ve ampy atratraranao ny tanjonao ??

27/08/2025

Mande tsara ve ny kotrana ao ?
Sa ny mande tsara no mikotrana ๐Ÿคฃ

15/08/2025

Manaova Sport , fa sady mahasalama io no mampiavaka anao amin'ny maro๐Ÿ’ช๐Ÿ‘Œ๐Ÿค›

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo