GorisaGorisa

GorisaGorisa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GorisaGorisa, Sport & recreation, Tsiadana, Antananarivo.

01/06/2026

👉Dispo de suite
Velo JAVA
Cadre allu
12 Vitesses Shimano deore
Roue 29 pouce avant/ 27.5 arrière

28/05/2026

👉Dispo de suite
Giant ATX830
Taille M, 29 pouce
BOOST 15x110
Fourche XCM 32 Sr suntour boost.
Frein hydraulique
Câble interne
18 Vitesses
Cadre Allu

28/05/2026

Mankasitraka tamin'ny fahatokisana 🙏.
Afaka mandefa mp hatrany izay anafarana velo.

18/05/2026

Hafa foana ny bisikileta tsara, vao jerena dia fantatra hoe tsara. Mankasitraka tamin'ny fahatokisana 🙏

03/05/2026

Arabaina ireto mpihazakazaka ato amin'ny Gorisagorisa izay nahazo podium androany tamin'ny taranja VTT Tbike 2026.
Eva : Voalohany teo amin'ny sokajy vehivavy
Sandratra : Faharoa teo amin'ny sokajy lehilahy.

25/04/2026

1st prize :
-Billet Avion Aller-Retour
-Hotel
-Transport
-Food
-Inscription contest

Indro ilay « Compétition » nandrasantsika Skateur rehetra eto Madagascar 🤩🔥🔥🔥

Raha 18 taona no miahoatra ianao ka manana nofy te hoan’i hanatrika sy handray anjara amin’ny fetival : fotoana iray ahazoanao 🎟️ amin’izany ny

Misy ihany koa ny fifaninana ho an’ny skateur latsaky ny 18 taona
Loka marobe no ho zaraina 🎁🎁🎁

Soraty dien’izao ny anaranao 🚨
Amboary dien’izao ny fotoananao

Inscription : 15.000 ariary Main event +all access challenges
: 10.000 ariary challenges,jeux, animation

21/04/2026

An'iza ary ito bisikileta ito? Efa afaka tonga ny tompony.
Polygone Xtrada 7 upgradé.

18/04/2026

ROCKRIDER ST530
Cadre allu
Frein hydraulique tektro
Mono plateau 9 vitesses
Taille M, 27.5

Photos from GorisaGorisa's post 17/04/2026

VENDU

26/03/2026

Mankasitraka manohana ny zanaka hanao sport🛹 🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Tsiadana
Antananarivo