05/11/2024
✌️💓
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dimitri fit, Sport & recreation, Sabotsy namehana, Antananarivo.
05/11/2024
✌️💓
30/03/2024
Posts 3
Tahian'Tompo manokana ianao izay Mbola misafidy honamako ato 👋☺️
Androany ah dia hizara zavatra izay mety hahasoa anao 🔥 ary hamaly ilay oe Prise de Masse 🤛 resaka basika no horesahiko eto anio 🙏
🔺Ny atao oe Prise de masse(pdm) dia resaka fitomboana na fampakarana ny muscle hitombo sy ny lanja raha toa ka tsy ampy lanja ianao☺️
♊Ohatra 1m70 ianao nefa milanja 57klg , na 1m60 nefa 47klg 🥺 .
👌🏽Ny exercice :
♊Ny exercice dia miankina be be kokoa aminy exécution sy morphologie anao (izay efa noresahiko tany aminy posts 2) .
♊Ny fahazahoana nofo na muscle moa dia miankina aminy combinaison an'ireo exercice izay tsy maintsy hilainao coach 😁👌🏽 fa homeko an'ireto exercice ireto izay fanaoko anaty salle ihany ☺️
🔺Back squads na dips Squad
🔺 Deadlift
🔺 Rowing
🔺 Tractions
🔺 Bench
🔺Hip thrust
♊Ny sakafo
🔺Ny sakafo dia miankina aminy asanao andavan'andro ary ny taonanao ihany koa eny ☺️ fa na ny exercice koa aza fa ety Dia basic .ka tokony ho plus de 400calories na 500calories eo no hampidirinao 👌🏽
🔺 Protéine 1gr :4cal/klg vatanao
🔺Glucide 1gr:4cal/klg vatanao
🔺Lipide:1gr:9cal/klg vatanao
👌🏽Omeko sationaniny nareo amin'ireo sakafo
🔺 Protéine : hena ,atody, ankoho,trondro sns.....maro be fa Mila manao recherche nareo amin'iny dia safidio izay mety 👌🏽
🔺Lipide: voanjo,peanuts, ireo karazana voniny🤣amonde sns...
🔺Glucide: vomanga ,ovy ,pain complet ,ankondro sns.....rehefa tsy fenonao Lipides sy ny protéines Dia hakaro ny glucide nefa ireo ectomorphe no resahiko manokana amin'zay🔥
Izay tompoko mba kely hay Ary mety misy latsaka 🥺 tsy Mbola tampony fahaizana fa mihezaka mizara izay Hay tsarovy anefa fa ilaina foan ireo coach any salle misy anao🙏 tongava ozatra daholo Tompoko 🙏 Dia aza hadino mivavaka hoan'ireo olona hakaiky anao🙏
Soyez un homme qui a soif de succès pas un garçon qui a faim des filles 🔥
15/02/2024
Never gona stop 🔥