🇲🇬⚽ Tutoriel Kely anio, tongava foana mitsidika fa fizarana mahasoa ny tanjon-tsika 🙏
Patô Ramamonjisoa Freestyler Football
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Patô Ramamonjisoa Freestyler Football, Antananarivo.
📍Disponible pour Collaboration
🇲🇬Content Creator Football & Freestyle
🇲🇬Professional Freestyler & Coach
⚽Fondateur du Collectif PiFreestyle
🥇Officier de l’Ordre des Arts et de la Culture
🌍 Dirigeant du Freestyle Football Malagasy (the WFFA)
03/06/2026
⚽Invitation sy asa tsy asa ny an'ireo panao freestyle football maneratany amin'ity Coupe du monde ho avy ity 😁.
🇲🇬 Manasa antsika hanaraka ny pejy atrany fa misy zavatra hitranga eto amin'io 🙏
🇲🇬⚽ DAX Barea miaraka manao Freestyle amical kely 🇲🇬❤️
Mampifandray ny baolina freestyle sy kitra eh 🤝
Respect Dax 🙏
⚽😂 Manaova sahady réservation fa sao taraiky eo. Zay PSG fa dia rahampitso eny amin'ny kianja Température Andranobevava ny fotoana manomboka amin'ny 6 ora ariva .
⚽🇲🇬 Otrzao ilay manofy ny freestyleur dia vodaka any daolo 😂😂
27/05/2026
🇲🇬 ⚽️ Seho Mariage miavaka miaraka amin'ny freestyle no safidin'izy 2 kely tamin'ity fotoana ity 😍
Eto ilay efa miomana ny artiste fa ankaiky any mpanambady 😁💗
Freestyle Football = Art ⚽⚽
🇲🇬 ⚽️ Mirary fety mahafinaritra eh.
Aiza daolo ny misy antsika zao 😁
⚽🇲🇬 Nareo koa makaiza amin'ny pentecôte ?
Andasibe tsy lavitra eh 🙏
⚽🇲🇬 X3 champion Malagasy Freestyle Football
🇲🇬⚽ Arao tsara ary 😁
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Telephone
Website
Address
Antananarivo