❌Bon Zoma💪
GASY Mommy-Fit
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GASY Mommy-Fit, Sport & recreation, Antananarivo.
10/04/2026
❌Miarahaba atsika rehetra fans
👉Hafatra kely tiana hampitaina...👌 Hitako tany hoany de zaraiko fa tena marina ary iainanako sy toetrako 100%....
❌Vitsy ny lehilahy mahazaka vehivavy manana toetra matanjaka (caractère affirmé) sy toe-tsaina matanjaka (forte personnalité) . Maro anefa no mitsirititra azy ireny, saingy rehefa tafiaraka aminy dia matahotra. Ohatran'ny hoe toa miavonavona, be mokondoha , misetrasetra, maditra, tsy voafehy … matoky tena be loatra.
Nefa, ao ambadik'izany rehetra izany dia vehivavy tsotra sy malefaka , be fangorahana sy fanetre-tena ary be fitiavana sy tambitamby izy ireny.
Izay sendra azy dia mahatsapa fa vehivavy tsy manaiky mora ny ho fitahina izy ireo, ary ny fiainana no namolavola azy ho vehivavy "matanjaka " (femme difficile), indrindra ho an'ireo izay tsy mitovy aminy. Satria, sady tsy manaiky lembenana izy no mahay mankatò, ary na izy miteny na izy mangina...
Mirary soa🙏
07/04/2026
❌Récupération grave be taorian'iny femme en force iny, 3 semaines de repos raha nihena be (56kg)🥺
❌Maintenant, bien récupéré (2 semaines de retour)👇👇👇
17/03/2026
❌Bon appetit😋
17/03/2026
❌Sakafo ara-pahasalamana
👇👇👇
13/03/2026
❌Volley ndray lay raha...🏐
❌Andron'ny fandreseana💪
11/03/2026
❌Coucou 👋
❌Efa tsy hoatran'ny mangahazo maina intsony kosa ngamba ny tarehin'ny mpandray anjara rehetra t@ iny Femme en force iny e...😁
❌Afaka ny havizanana, na mbola tsy tena afaka tsara aza ny courbature❗
❌Ngah hita e..., efa hanao match Volley 🏐🏐 indray demain...
MIRARY SOA🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo