01/12/2025
AKAMI - Organisateur de tournoi
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AKAMI - Organisateur de tournoi, Sport & recreation, Ankadikely, Antananarivo.
01/12/2025
01/08/2025
Mitohy ny fanatsarana ny Kianja filalaovana pรฉtanque eto amin'ny Terminus 163 Ankadikely.๐ซฑ๐ฝโ๐ซฒ๐ป
Fialamboly ho an'ny tanora - Jeunes Tim Ankadikely Ilafy .
17/07/2025
ity indray ny manaraka.
10/06/2025
Fandaharam-potoana Asabotsy 14 Jona 2025.
30/05/2025
Lots : 1รฉre : 60% + CALICE + 2 MรDAILLES
2รฉme : 20% + 2 MรDAILLES
MISE : 25 000Ar
20/05/2025
โ
Mitohy hatrany ity!!!
Tongava aloha fa ho ferana ny isan'ny mpandray anjara.
Efa misy sakafo sy zavam-pisotro isan-karazany amidy ao an-toerana.
12/05/2025
Amin'ny Asabotsy ho avy izao indray ary ny fotoanantsika mpankafia Tsipikanetibe eto Ankadikely sy ny manodidina e, eo amin'ny Terrain Terminus 163!๐ฅฐ
Efa misy tsakitsaky sy zavam-pisotro isan-karazany afaka jifaintsika eo an-toerana ๐
06/05/2025
๐จAraka ny fangatahanareo dia hisy ny ๐พ๐๐๐พ๐๐๐๐ ๐ฟ๐ ๐๐ฬ๐๐ผ๐๐๐๐ , hatao eo amin'ny Kianja filalaovana tsipikanetibe ๐๐๐ซ๐ฆ๐ข๐ง๐ฎ๐ฌ ๐๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐๐ข๐ค๐๐ฅ๐ฒ ny ๐๐ฌ๐๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐๐ฒ ๐๐๐๐ .
Afaka miantso ny laharana eo ambany izay mila fanazavana fanampiny na mandefa hafatra eto amin'ny pejy.
05/05/2025
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
Rehefa tsy azo nilalaovana nandritra ny fotoana maromaro ny Kianja filalaovana tsipikanetibe eto Ankadikely ( Terminus 163) , dia efa niverina nisokatra izany ankehitriny taorian'ny fanatsarana sy fanamboarana natao.
AKAMI - Organisateur de tournoi
19/09/2024
๐FANDAHARAM-POTOANA ASABOTSY 21 SEPTEMBRE 2024:
15/09/2024
โฝFINAL SENIOR:
FC AKAMA - FC TOKOTANIBE
02 01
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ankadikely
Antananarivo