NA Sport

NA Sport

Share

Athletes promotion and sports products sales

16/01/2026

Miarahaba, Indro ny taratasy ofisialy manambara fa malalaka ireo atleta izay tato anatin'ny klioba ''Bodybuilding NA SPORT CLUB" satria dia tsy misy intsony ny NA SPORT CLUB tato anatin'ny Ligy Analamalanga.
Entoana dia mamerina ny fisaorana ho an'ireo atleta rehetra ary ireo mpikarakara tato amin'ny CLUB ihany koa, ary ny Federation Malagasy de Bodybuilding izay tarihin'i President Vernier.
Mirary soa ho an'ny REHETRA

09/09/2025

Tongasoa Madagascar.

12/04/2025

✅🫧

08/04/2025

Notanterahina ny fivoriana volohany tamin'ity taona 2025 ity, nanaovana jery todika ny lasa, ary hametrahana NY tanjona sy hibanjinana NY ho avy.

Photos from NA Sport's post 30/03/2025

Encore un grand merci à la Federation Malagasy de Bodybuilding pour l'organisation, merci à Tous Les athletes et Clubs
NA sport Tiens à remercier Playbox Gym et BALI TOWER pour leur soutiens 🙏🙏🙏 aussi coach Sola be 🙏🙏🙏
Resultat pour le championnat de Madagascar saison 2025 :
- Urving Walker vice champion de Madagascar catégorie Men's physique
- Daniela Diamonne Daniela Championne de Madagascar catégorie Miss Bikini
- Dix Sthetics Adrianni Andria Champion de Madagascar catégorie Classic physique

Nous sommes fiers d’avoir des athlètes qui s’entraînent chez Play Box, et nous espérons renforcer ce partenariat pour de futurs défis encore plus grands !🤞

Ensemble, vers l’excellence ! 💪🔥New age , new era 🔥

Photos from NA Sport's post 28/03/2025

Un grand merci à Playbox Gym et BALI TOWER pour le lot et les cadeaux offerts à NA Sport Club après notre victoire à la compétition régionale Analamanga ! Votre soutien et votre reconnaissance nous motivent à repousser nos limites chaque jour. Nous ferons nos maximum pour la suite✨

Nous sommes fiers d’avoir des athlètes qui s’entraînent chez Play Box, et nous espérons renforcer ce partenariat pour de futurs défis encore plus grands !🤞

Ensemble, vers l’excellence ! 💪🔥New age , new era 🔥Urving WalkerAdrianni AndriaDaniela DiamonneDaniela𝗕𝗟𝗢𝗢𝗗Rado walkerLeung FitFeno RakotoarisoaFeno Rakotoarisoa

Photos from NA Sport's post 23/03/2025

Misaotra NY REHETRA, ARABAINA ireo atleta REHETRA,
vokatra ho an'ny club NA SPORT :
- Championne De Tanà I Daniela Daniela Diamonne sokajy "Miss Bikini"
- Champion de Tanà I Walker Urving sokajy "Men's physique"
- Champion de Tanà Adrianni Andria sokajy "Classic physique"

Amin'ny asabotsy ho avy zao NY Big Madà na champion de Madà
Mirary fanonamama tsara ho an'ireo atleta rehetra hiatra NY Championnat national "Big MADA"

Photos from NA Sport's post 21/03/2025

Sabotsy 22/03/2025 ny Championat Analamanga na Big Tanà,
Telo ny atleta an'i NA Sport handray anjara amin'izany:
- Daniela amin'ny sokajy Miss Bikini Daniela Daniela Diamonne
- Dyx amin'ny sokajy Classic Physique Adrianni Andria
- Walker amin'ny sokajy Men's physique Walker Urving
Mirary soa ho an'ny atleta mpifaninana rehetra

11/02/2025

Lion De Blood 𝑩𝒍𝒐𝒐𝒅 Rado walker Urving Walker
Mandeha NY fanomanana ampirahalahina ho an'ny Big Tanà sy Big Madà.

09/11/2024

Fa ha 6 I Nancy,
Misaotra an'i Leung Fit nitondra NY saina Malagasy.
Zay ny vita aloha.
Amin'ny eritaona indray.
🙏

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Analamahitsy
Antananarivo
101