26/07/2019
Nody ventiny ny rano natsakaina eee
Medaly volamena ny Makis r7
Medaly volamena P**n sy Hery
Mankasitraka eee
Equipe solidaire, responsable et patriote
26/07/2019
Nody ventiny ny rano natsakaina eee
Medaly volamena ny Makis r7
Medaly volamena P**n sy Hery
Mankasitraka eee
16/07/2019
Izy mirahalahy no solon-tenantsika CNaPS Rugby any amin'ny JIOI Rugby 7 atao atsy amin'ny Nosy Maorisy.
P**n sy Hery
15/06/2019
CNaPS-FFFB 2e MiTps
11/06/2019
11/06/2019
CNaPS 24 - 25 FFFB
Niondrika tamin'ny isa tery dia tery isika
17/04/2019
Jean Marc na Raseny izay 2e ligne antsika no kapitenin'ny Makis U20 amin'ny RUGBY AFRICA TROPHÉE BARTHÉS / BARTHÉS CUP U20 any Edward School - Zimbabwe.
Miaraka aminy any i Bolo - Bruna - Lalao kely - Nandrianina
Mirary soa azy ireo
12/03/2019
Niangaliany ny famadihana isa ny baolina netin-tanana
11/03/2019
Ny mpanazatra sy ireo mpanampy azy
11/03/2019
11/03/2019
Gelo, isan'ireo namiratra nandritry ny lalao nihaonana tamin'ny FTM
11/03/2019
Essai de K.O de Hery
01/03/2019
Amin'ny Alahady ny fotoana