∆ Fana Lahidi ∆

∆ Fana Lahidi ∆

Share

Né pour servir, formé pour élever
À la gloire du service et de l’effort
Guidé par la lumière, porté par le devoir.

We're all in the same game just different levels. Dealing with the same hell just different devils.

30/05/2026

🫠💔🫠

-Indraindray anie ireny olona manome conseils anao sy miezaka mafy mampitsiky anao ireny no olona tena malaelo indrindra e 🫠

-Indraindray anie vao miala ao an-trano ireny olona ireny dia ravahany tsiky ny tarehany eny andalana sy imasonareo fa rehefa seul izy ireny mikikika mafy anatiny any e🫠

-indraindray anie ireny olona misariaka be ireny no tena maro ratra sy zavatra tsy zaka any anatiny any e 🫠💔

-indraindray anie ny antony mahatonga azy ireny manampy sy miezaka mafy mampifaly anao dia tsotra be e, hainy sy tsapany ny fahoriany anatin'ny alahelo, zay no antony mahatonga azy ireny te hampifaly sy mitsiky foana amasonao mba tsy hidiranao ao anatin'ny sy sarotra ialàna misy azy 😢😥

-indraindray izy ireny tsy hitanao hoe malaelo firy ary rehefa hanontanianao izy dia ça va no avaliny anao ary ny anao no maha maika azy ny mihaino azy hoe ça va ve enao❤️, satria le maheno hoe misy olona ça va tsy mitovy aminy dia efa mahafaly azy hoe tsy mitovy aminy ianao.

-Ndraindray ireny olona ireny mety ilay dadanao ilay avy reraka be avy miasa nahazo laginn tany ampiasàna dia te hikikika mafy be fa alohan'ny hidirana ny trano dia maka inspiration kely dia mitsiky ndray satria tsy tiany hitanareo ny tavany MALAELO sy te hitomany satria lehilahy izy 💪🫠(mila mafy hono)

-indraindray ireny olona ireny ilay Mère celibataire kely miezaka mafy miantsoroka adidy roa, sady ray no reny, sady enjehina ny écolage , no enjehina ny raraha no enjehina ny hofantrano sakafo facture maro be, enoina ny fanejehan'ny olona hoe (niteraka tsy manambady sns...) ie ireny le mihidy irery ao anaty chambre mitomany sy manala ny fony mafy dia mafy dia alohan'ny ivoahana ao dia maka inspiration kely dia misento dia mitsiky dia aseho amle zanaka fa ça va ny fiainany 🫠 (nefa efa manomboka enony hoe resy izy fa aaa e, mila mafy ozy ny fiainana dia vitany foana io hatreto 💪🫠)

-indraindray ireny olona ireny le zoky, tsy maintsy mikarakara mafy ny zandriny satria tsy maintsy lalana mahitsy alehan'ny zandriny izy, ary tsy maintsy fitaratra ho an'ireto zandry kely avy ato aoriana, manampy an'ireto zandry na arabola na ina na ina na ina dia eo foana tsy miala satria nahoana? SATRIA ZOKY

-indraindray ireny olona ireny le Zandry mahita ny fijalian'ny RAD na zoky na ilay mpitaiza dia miezka mafy mitady partout mba hanampiana anle mpiahy sy mba hampa ela velona azy, tsy sanatria ho Charge fa ho force, dia le tsy mianatra mafy miasa mafy satria tsy manana lova be ianteherana dia anaty atidoha no miezaka mafy ho lohany 🧠

-indraindray ireny olona ireny le tsy nisakafo androany, le tsy nahita kandra androany, le voaroaka ny asa sns...

Indraindray ireny olona ireny le amle tsy ampoizinao mihitsy

Indraindray ireny olona mety ho enao, mety ho zah mety ny olona manodidina anao

Fa ny tena mtrahir an'ireny olona ireny dia ry zareo matetika SY 🫠

🟢Ka ny hany hangatahako dia zao, aoka isika samy hanana fo mangoraka amin'ny tsirairay avy satria ireo olona rehetra hitanao eny andalana ireo samy manana ny ady mafy hatrehany daholo,

🟢ka mba mety mahafaly ny fony ny mahita hoe , iny misy olona iray tsara fanahy taminy androany, ary iny hatsarampanahinao iny hifindra sy hiparitaka avy eo ary hi toucher olona maro be zay mety mila azy,

👉Ny tiako lazaina anao mandalo an'izany androany surtout dia zao : ianao fa mahalala reraka ihany koa ndraindray ianao 😥💔🫠 (makà aina, mipetraha kely dia rehefa vonona mitsangana ndray dia 🫠❤️‍🩹)

Andro amin'ny aho no manoratra an'izato texte izato ary andro tam alina no nangalana ilay Sary , enoko mila nanoratra aho dia nanoratra

Soratr'i ∆ Fana Lahidi ∆ 👈

Complément alimentaire fampiasako
Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈

24/05/2026

ho ahy manokana manamarika anah zavatra maro sy anisan'ny important amin' fiainana (filatsahan'ny fanahy masina ozy ny Kristiana 🔥)

🟢Rehefa misy énergie positive midina ao amin'ny fon'olona iray ❤️‍🔥

Une fois ianao mizara zay énergie positive izay non seulement hanazava anao sy hanova anao ilay énergie positive fa mbola hanazava sy hanova olona maro amin'ny tsara kokoa hatrany ny fisiny.

🟢Ny afon'ny pantekoty amiko raisiko hoe 𝗔𝗙𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗬 toa an'ny
,
,
,
,
, ary surtout ny
ny handroso foana na dia ataoko aza hoe ao anaty fahasahiranana ny olona iray 💪

🟢Io univers 🌌 io mantsy mamaly ze énergie sy vibration zaraintsika sy iainantsika isan'andro fa tsy hoe andron'ny pantekoty ihany akory🙂‍↔️,

🟢Rehefa mikojakoja fitiavana, miasa tsara, mankasitraka , manana intention tsara ny olona iray dia mi attirer automatiquement an'izay énergie zay anatin'ny fiainany, ary manokatra varavarana maro dia maro tsara sy hanova ny fiaianany amin'ny tsara tsara kokoa hatrany.

En revanche

❌Rehefa mankahala, na migafy na mialona na ina na inona na inona fikasàna anaty te hamotika na tsy tia ny hafa ny olona anankiray dia mijinja 💣sy fahapotehana ary faharavàna anatin'ny fiainany 💥

Ny fetin'ny pantekoty mampatsiaro zavatra maro ahy, dia ny hoe, ny fanampianao olona, ny famporosehanao olona hivoatra hatrany hatrany hatrany dia mampivoatra anao encore encore plus lavitra be mihitsy tsy takatrin'ny sainao satria ny tena harena dia miainga avy any anaty aloha❤️, miainga avy ao antsaina 🧠 zay vao miseho ety ivelany , dia ny fahitan'olona azy ety ivelany no handrisika ny hafa ihany koa hiova amin'ny tsara sy hanao ny soa amin'ny manodidina azy, amiko manokana , izay ilay atao fanahy masina Tonga mietsika 🔥

Manaova fety sambatra daholo ❤️ dia aza adino ny mizara soa sy ny tsara amin'ny manodidina, tsy voatery androany ihany fa ataovy isan'andro mihitsy ❤️, ataovy amin'ny fo 🔥❤️





: misy problème hono ny pagen'i Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈 amin'izao donc zay commande rehetra zany dia efa aty amiko indray mandrapiveri'ny service ao

fans

15/05/2026

👉Inona le tena tanjona 🏋️‍♂️🏋️‍♀️?
Dia inona ilay voalohany nahatonga anao niteny hoe : 𝗡𝗱𝗲 𝗵𝗶𝗸𝗼𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝘇𝗮𝘆 𝘇𝗮𝗵 ?

👉Mba zarao ao sao mety ho motivation ny hafa ny tantaranao ❤️‍🩹

👉Ho anareo mpanaraka ahy hatramzay mahalala ngamba hoe inona ny antony tena nikotranako 💪😊

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈
fans

08/05/2026

𝗦𝗔𝗜𝗞𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗔𝗡𝗗𝗥𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗬 🤼‍♂️🥊👊 kely fotsiny dia efa saika 😡🤬 mot tsy reven'ny bandy heno mints ty nkozinlery anah teto ty 😅

👉Tsaiko lisany koa ve manana anle namana be vava be otranzao ????????🗣️🗣️

👉Za mbola mamerina ny hozatro anaty réveil musculaire surtout ny ambony,
👉lery asaiko manisa no asany, ny poignet ako mbola marary be surtout manao traction sy devellopé couché mbola tsy vita,
👉lery nefa tsy miraraha ze douleur anlah any fa tonga dia 🤬

Kely ftsn dia lasa totondry 👊😅

Nisy efa tratranzao ve lisany ????? 😅😅😅

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈

06/05/2026

🤎 😊 𝗕𝗼𝗻𝗷𝗼𝘂𝗿 😊🤎

👉Inona no tianareo ho atao ato ato ? 😊🤎

👉sujet Iarahantsika amin'i Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈

👉Ataovy anaty commentaire ao ze sujet tianareo resahintsika ato ato fa efa manomboka miverina tsikelikely ah amzao après anle accident iny 🤎💪😊🤎

fans

04/05/2026

😌
👉🎶Na tsy ho doria 😌🎶
👉🎶Tsy misy maharatsy ny mifankatia fa❤️🎶
👉🎶Na hisaraka rahampitso aza dia ny androany iainana ôtran hoe 😌 🌄🌻🎶

Tsy afaka anaty lohako lesy le hira le 🥰😌🥰

Fa marina e , aleo foana mifankatia sy ny androany no jerena, rahampitso zany efa rahampitso fa raha mbola afaka mifankatia androany dia mifankatia foana 🙏🥰❤️

∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋

03/05/2026

tamin' Zandry kely 📽️
Fa zany hoe hatrany anaty clip ataonzalah anle mpangalatra sipa koa ty ny tena 😅😅 😂😅😂

Vazivazy iray ndalana fa bômba be le mozika lesy zandry lahy Atonich ❤️💪🙏

Mirary soa sy ny tsara hatrany lesy 💪🙏

29/04/2026

rehetra afatsy le tsiaiko hoe ina ndray ty 🟢miparitaka be ty🫩🫩🫩

Vao manokatra FB elah dia lasa feno bandy manao robe vert be dia be 🫩

🫩

Misy afaka manazava ny origine an'iny robe iny ve ato fa tsy azoko 🥴

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋

21/04/2026

𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘇𝗲 tena 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝘁𝗼 𝗵𝗼𝗲❤️🥰🔥
🟢Tena efa ela ela aho tsy teto amin'ny pejy noho iny nahazo ahy iny mantsy💊💉😷
🟢Otran hitako Nihena be ny audience antsika tato zany 😅😅

Tairo asivo présence hoe ze tena mbola manaraka ato asiako maso 💪🥰 (rassureo kely ah fa mbola maro isika 💪)

Mbola vonona hanohy aventure miaraka aminareo eto foana foana 💪😉😊 na anaty fahasalamana na tsia 💪😊

👉Isaorana Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋nlimiter à fond ny fihenan'ny hozatra 💪😊 na tsy nikotrana mihitsy aza 🙏

fans

20/04/2026

🟢Ahoana ny atao raha be nefa fotoana maharitra🤔?????

❌Tapaka le direct teo fa tsy aiko hoe naninona

👉Ty le izy teo na izany aza dia mihainoa finaritra ary
👉Mandraisa note Na partageo na enregistréo ho archives kelinareo na zarao amin'ny namana mety mila azy 💪
Miala tsiny fa tsy anaty montage-tage be zah fa juste saina tonga dia nanoro ze kely hay.

Mirary soa hatrany hatrany 🙏

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋

(Oui nihena kely ah noho ilay accident iny fa ça va 💪😊, mbola velona ∆ Fana Lahidi ∆ )

fans

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antananarivo