Vaovaon'ny Teatira Maoderina

Vaovaon'ny Teatira Maoderina

Share

A instauré le théâtre moderne à Madagascar depuis l'année 2023

20/05/2025

Hiditra en direct eto amin'ny page aho ao aoriana kely hitondra fanazavana hafa momba ity HETSIKA VARAVARANA MISOKATRA ITY.

Coach Lofty
Coach d'art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]

20/05/2025

Atao amin'ny ZOTOM-PO izay rehetra atao fa tsy entin'ny HAFANAM-PO fotsiny.

20/05/2025

Mpanao teatira ve ilay olo-tianao? Faka vady izy izay ! 😅

Moa ve manana fo roa tokoa toy ny hita eo amin'ny sary?

Fo volamena 😅😅

Bonne journée

19/05/2025

Tafatafa nifanaovako tamin'ny mpanao gazetin'ny RNM tao anatin'ny fandaharana "NY ASAKO" tamin'ny 29 ôktôbra 2024 no zaraiko aminareo.

Koa ho fanombohana dia fantaro ny tanjon'ny fandaharana.

« TEATIRA MANAKAIKY NY FIARAHAMONINA. MIHETSIKA FA TSY HETSEHINA »

Coach Lofty
Coach d’art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]

18/05/2025

Mody milona ranomasina nefa entina hanadiovana ny tongotra tsy nisasa tapa-bolana taty an-drenivohitra 😂😅🤣

Photos from Vaovaon'ny Teatira Maoderina's post 18/05/2025

SAHHAF Z'ART SOA vous avez donné un spectacle complet et très professionnel pour le public.

MISAOTRA MISY et MISIAMISIA ny toa ireny.

Merci de m’avoir invité aujourd’hui.

Quelques Photos de souvenir prise avec ZAVAKANTO.

Coach Lofty
Coach d’art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]



Photos from Nouvelle Académie's post 18/05/2025

Faly aho fa afaka nitondra anjara biriky 😍 Mitomboa fahalalana daholo 😍




17/05/2025

FANTARO IREO KARAZANA FANOFANANA ATOLOTRO :

-Ny COURS DE THÉÂTRE na ny ÉDUCATION THÉÂTRALE dia fanofanana natao ho an’ireo olona te handresy ny tsy fahatokian-tena (saro-kenatra, manana fahasarotana eo amin’ny fifandraisana amin’ny hafa, te hianatra ireo fahaiza-miaina fototra eo amin’ny fiainana, te hiaina fiainana hafa miavaka kely amin’ny mahazatra, miaina fitebitebena na tahotra…) , sy ny fahatahorana mandray fitenenana eo imasom-bahoaka ary te hifehy ny zavakanto miteny.

Ny COURS EN ART DRAMATIQUE kosa dia ho an’ireo olona te hisehatra na efa misehatra amin’ny filalaovana sarimihetsika, teatira, filatroana sy ireo zavakanto atao sy lalaovina an-tsehatra rehetra. Fanofanana hahatonga ny olona ho matihanina eo amin’ilay sehatra izany.

Ny COACHING DRAMATIQUE indray dia fanofanana ho an’ireo mpandraharaha, mba hahafahan’ireo mpandraharaha mampitombo sy manatsara hatrany ny fahaiza-manaony (diriger, négocier, gérer).

Ny fanofanana rehetra dia mifototra amin’ny tekinika mandrafitra ny teatira avokoa
Aza misalasala mifandray.

« TEATIRA MANAKAIKY NY FIARAHAMONINA. MIHETSIKA FA TSY HETSEHINA »

Coach Lofty
Coach d’art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]

16/05/2025

Ity ary ny hoe" Maoderina " ao anaty rakibolana malagasy (Régis Rajemisa Raolison, page 636)

Rakibolana=dictionnaire

Ny rakibolana dia mandalo dingana sy fankatoavana maro vao mivoaka.

Coach Lofty anie manome lanja ilay hoe "andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko" 🥰😅

16/05/2025

Ireo singa anisan'ny tombontsoa azo avy amin'ny fanaovana TEATIRA MAODERINA.

« TEATIRA MANAKAIKY NY FIARAHAMONINA. MIHETSIKA FA TSY HETSEHINA »

Coach Lofty
Coach d’art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]

15/05/2025

Ny mampiavaka ny TEATIRA MAODERINA.

« TEATIRA MANAKAIKY NY FIARAHAMONINA. MIHETSIKA FA TSY HETSEHINA »

Coach Lofty
Coach d’art dramatique
+261 34 22 007 88
[email protected]

15/05/2025

Salama. Ireto ireo numéro 📱 ampiasaiko : 034 22 007 88 / 033 16 007 88
Bonne journée 💙💛

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101