04/06/2025
Commission Beach Soccer & Futsal
Foot en Salle et Beach Soccer
04/06/2025
31/10/2024
โฝ๐ฒ๐ฌ๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐ก๐ก๐๐ง ๐ก๐๐ง๐๐ข๐ก๐๐ ๐๐จ๐ง๐ฆ๐๐
HIFARANA RAHAMPITSO 1 NOVAMBRA NY FIFANINANANA
Hotanterahina ao @ GYMNASE AKONRONDRANO avokoa ireo lalao famaranana
Hisy ny "animations" maro isan-karazany ary hisy ihany koa ny MATCH de DEFI hifanandrinan'ny mpikambana ao @ Komity Mpanatanteraka sy ireo filohan'ny ligim-paritra.
TONGAVA MARO
25/07/2024
๐ฒ๐ฌโฝ๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐ก๐ก๐๐ง ๐ก๐๐ง๐๐ข๐ก๐๐ ๐๐จ๐ง๐ฆ๐๐
โ
Ny volana Aogositra sy Septambra 2024 izao no hotanterahina eto Antananarivo ny fifaninana nasionaly izay iarahana amin'ny Commission Beach Soccer & Futsal ho an' ireto sokajin-taona ireto :
๐๐13
๐๐15
๐๐17
๐๐๐ฬ๐ญ๐ฬ๐ซ๐๐ง : + 35 ๐๐ง๐ฌ
๐๐๐ฎ๐ฉ๐๐ซ ๐ฏ๐ฬ๐ญ๐ฬ๐ซ๐๐ง : + 45 ๐๐ง๐ฌ
๐Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo rehetra maniry ny handray anjara, ary hifarana ny 15 aogositra izao
Fisaratana anarana sy fanazavana fanampiny : 034 05 901 92
11/06/2024
โฝ CHAMPIONNAT NATIONAL FUTSAL โฝ
Hontanterahana ny volana aogositra sy septambra zao ny fifaninanana nasionaly FUtsal eto Antananarivo izay karakarain'ny Federationa Malagasy ny baolina kitra.
Ny fisoratana anarany Dia efa misokatra Ary hifarana ny 15 jolay izao.
Raha misy Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miantso ity laharana ity0340590192.
Ny fitsipika mahakasika ny fifaninanana kosa Dia azonao jerena ao amin'ny tranokalan'ny FMF(wwwfmf.mg)
Contact : 034 05 901 92
11/05/2024
โฝ๏ธ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐๐ฅ - ๐๐๐๐๐ก ๐๐จ๐๐๐๐ซ
Ireo Ligy miisa 10 handray anjara aminโity fifaninana ity .
Hizara vondrona roa (02) izy ireo ary aminโny alalanโny hatsapaka kosa no ahafatarana ireo izay hiray vondrona .
Ireo mpiara-miombonโantoka:
Telma Madagascar (Partenaire Officiel)
Assurances ARO (Assureur Officiel)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo