Coupe du Président de Madagasikara-Basketball
Fifaninanana ara-panatanjahantena eo amin'ny taranja basketball tanterahina eto Madagasikara
Tournoi
AMBOARAN'NY FILOHAMPIRENENA
Fifaninanana ara-panatanjahantena Goavana eo amin'ny Taranja Basketball, atolotry ny Federasiona Malagasin'ny Basketball
Tanterahina manerana ny Faritra maro eto Madagasikara; ka andraisan'ireo Klioba Zazalahy avy amin'ireo Ligim-paritra maro anjara izay voazara ao anaty sokajim-paritra 04 :
DINGANA FIFANINTSANANA ISAM-PARITRA:
07 hatramin'ny 15Martsa 2015 : FIANARATSOA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101