Roov

Roov

Share

Salle de sport à Mahazo 💪🏼
🔸Crosstraining 🔸Boxe
🔸Zumba 🔸Ninja kids

31/05/2026

🌷 Tratry ny Fetin’ny Reny! ❤️

Mankasitraka anareo reny rehetra izahay noho ny fitiavana sy ny hery entinareo isan’andro.
💛 Mirary fahasalamana, fahasambarana ary fitahiana ho anareo rehetra ny ekipan’i Roov Fitness.

27/05/2026

Tsara ny fiarahana rehefa samy manome ny tsara avy ao am-po ❤️ Ianareo tonga eto mila anay, izahay kosa vonona hanohana anareo isan’andro.”


27/05/2026

🌙 Mbola fahasambarana foana ny mifankahita ety amin’ny salle, mifampahery ary miaraka mikotrana 💪🖤
Eid Moubarak ho an’ny communauté Roov rehetra ✨🤍

Photos from Roov's post 20/05/2026

“Iza le oe tsy anao be fa maivana² ihany androany…” 😌
…kanefa aveo : 💀🥵 “depassement de soi” indray no azo 😂🔥

19/05/2026

Efa sitrana ary ve Nomasy, ela2 tsy itanay tao am Roov ? 😂

19/05/2026

Parfois il suffit d’une seule séance… pour retrouver motivation, énergie et discipline 🔥
Le plus dur… c’est juste d'arriver à la salle 😉

13/05/2026

🔥 🎉ASCENSION 🎉🔥

Misokatra amin’ny ora mahazatra i Roov rahampitso 💪⏰😮

Aza tapahana ny rythme-nao 😎
Cross • Boxe • Dory

📍 ROOV FITNESS
“Stay Active, Stay Healthy”

05/05/2026

Rahampitso ny fotoana ao am salle e 🔥
Misy cours mety aminao ao amin'ilay sady maha forme no Fun. 😁🔥❤️

🔥 Mention spéciale: BoomX Alarobia hariva miaraka am Jessy sy Rira. Tena milay io fa aza dinganina, indrindra ho an ireo mpankafy boxe na ihany koa tia cardio sy HIIT 🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Mahazo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 12:30