FM2TR

FM2TR

Share

Fikambanan'ny Mpanabe sy ny tena Tia Rugby

Photos from FM2TR's post 07/02/2020

Anio ny fahatsiarovana an'ireo mahery fo nahafoy ny ainy tamin'ny tolona fitiava_tanindrazana!

Photos from FM2TR's post 01/02/2020

Ny tontolo madio ary voakajy ny antoky ny hoavin'ny taranaka rahatrizay

Photos from FM2TR's post 25/01/2020

Amin'izao voina mahazo ny havana aman_tsakaiza izao dia miaraka miobom_po amintsika malagasy rehetra izahay ary mivavaka mba ho afaka soa aman_tsara izao safidrano be izao.mankahery antsika hatrany!!!

24/01/2020
Photos from FM2TR's post 19/01/2020

Vita soama_tsara ny fambolen_kazo izay niarahana tamin'ny président! Ary manetana antsika rehetra mba hikajy hatrany izany tontolo iainana izany.mankasitraka tompoko!!

18/01/2020

Haverintsika ho nosy maintso i Madagasikara

Photos from FM2TR's post 17/01/2020

Mbola manatitra hatrany ny fiarabana anao Mrs le maire an!!✌✌

Photos from FM2TR's post 16/01/2020

Miarahaba anao izahay Andriamatoa ben' ny tanana.malehova mahalasana amin' ny adidy izay iadraiketanao.

16/01/2020

Totosaina androany ny famidrapahefana!! Nahazo maire vaovao isika!!! ✌✌✌

Photos from FM2TR's post 15/01/2020

Ora vitsy sisa no iandrasana dia ho eo ampela_tananao Atoa Ben' ny tanana vaovao ny fampandrosoana ity renivotry gasikaran_tsika ity!!!

14/01/2020

Reraky ny asa aman-draharaha isika, indro ary mba misy fampiomehezana kely mba ho hafaliana hoetina hatory!!!

Photos from FM2TR's post 14/01/2020

Ny tantara miraikitra ao am_po sy ao an_tsaina

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
101