25/05/2026
Ny Tinay Lodge dia maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho an’ny METM Fitiavana Avaradoha tamin’ny fahatongavana sy ny fahatokisana anay nandritra ny fankalazana ny Lundi de Pentecôte. 🙏
Faly izahay nandray anareo teto amin’ny toerana ary manantena fa nahafinaritra sy nahafa-po ny fotoana niarahana teto amin’ny Tinay Lodge.
Mankasitraka indrindra tamin’ny fiarahana sy ny fahatokisana.
Tongasoa hatrany ianareo amin’ny fotoana manaraka. ❤️
📍 Tinay Lodge – Isoavina Ambanitsena
22/05/2026
🌴✨ WEEK-END PENTECÔTE AO @ TINAY LODGE ✨🌴
Mitady toerana hangalana aina sy hialana sasatra amin’ity week-end Pentecôte ity ?
Tongava ato @ Tinay Lodge 🌿🏡
Mbola malalaka ny sabotsy alahady ho an'izay hitsangatsangana,fidirana:
👍Adulte :10000ar
👍Enfants :5000ar
🏠 Bungalows apartir 30000Ar
📅 Ataovy dieny izao ny réservation
Activité: parc enfants,terrain foot,terrain basket,petanque,karaoke,baby foot,billard,jeux de societé.
📞 Réservation :
034 24 931 30
034 01 792 69
033 24 323 78
🎉 Tongava miaraka amin’ny fianakaviana sy namana hankafy moment de détente sy tranquillité.
07/05/2026
rehefa avy aty amin’ny Tinay lodge . dia ity koa misy toerana tsy lavitra , ambiance assurée hatrany
🔥 VENDREDI SOIR 🔥
Oublie la fatigue de la semaine, on passe en mode PARTY ! 🥳
Ce vendredi 8 mai, Pap's Lounge Bar devient le QG de la bonne ambiance. Tu viens ? 😁
🍹 HAPPY HOUR DE FOLIE (18h - 20h)
On ne rigole pas avec la soif :
🍸 2 Cocktails achetés = 1 OFFERT (Check la carte, ils sont incroyables !)
🍺 6 THB ou Gold achetés = 1 OFFERT (Pour la team bière fraîche !)
🎤 LIVE SESSION & OPEN MIC
Un trio de choc débarque pour enflammer la scène : Chanteuse, Chanteur & Claviériste !
Et si t'as du talent (ou juste du courage), le micro est à toi pour l'Open Mic ! 🎶
🎙️ Karaoke toujours aussi disponible
📍 RDV ICI : Andranomena Terminus 194 près de l'assurance Mama
Tag tes potes en commentaire pour leur dire que le programme est bouclé ! 👇
Pap's Lounge Bar , se sentir tout simplement bien 🥰
03/05/2026
Un grand remerciement à la famille PAP’S de nous avoir choisi pour le baptême de Mickie , la petite princesse 👸🏽 ✨🫶
Car oui , nous avons une salle de réception pour accueillir vos précieux moment..
Contactez-nous en privé pour plus d’infos.
Toute la team vous remercie ❤️❤️
25/04/2026
Miaina toy ny eny amoron dranomasina ianao vao tonga eto amin’i Tinay lodge
07/04/2026
Nohon’ny fifampitokisana eo aminareo clients izay tonga maro be ny lundi de pâque teo sy ny Tinay lodge dia maneho fisaorana sy fankasitrahana.tanteraka ilay fianakaviana tratry ny fanadinoina.kely izahay nohon’ny ambiance nahafinaritra fa dia tonga soa aman-tsara ny vidin’ireo sakafo . Manantena hatrany ny fahatongavantsika maro .Manantitra hatrany ny fisaorana ireo fianakaviana tsy nitonona anarana anisan’ny nanjifa betsaka.ny sakafo natolotry ny ekipan’ny Tinay lodge🥰🥰🥰🥰🥰🥰.Ny loka omentsika azy ireo dia hahazo.fihenanam bidy izy ireo amin’ny fiverenany manaraka
06/04/2026
mankasitraka antsika rehetra niaraka taminay teto amin’ny Tinay lodge. Hiezaka hatrany izahay hanome nu tsara indrindra avy aty amin kosa.tena anisan’ny nanjifa betsaka ianareo. Mankasitraka antsika hatrany o
06/04/2026
Miandry antsika rehetra ny toerana, tsy be olona, calme ravahin’ny maitso manodidina azy
05/04/2026
🌸 Joyeuses Pâques ! 🌸
Envie de vous évader dans un cadre calme, paisible et plein de sérénité ?
Tinay Lodge Soavina Ambanintsena vous ouvre ses portes pour un moment de détente inoubliable🤗
Apportez votre repas, vos jeux et profitez pleinement de chaque instant… 🚴♀️🥧
Ou laissez-vous tenter par notre menu savoureux, spécialement préparé pour vous régaler. 🍤🍝
✨ Ne cherchez plus, votre coin de tranquillité vous attend chez Tinay Lodge.
Réservez dès maintenant et célébrez Pâques autrement ! ✨
☎️ 033 24 323 78 - 034 24 931 30 - 034 01 792 69