FC S.A

FC S.A

Share

⭐⚽Les performances individuelles ce n'est pas le plus important on PERD et on GAGNE en EQUIPE 🤞🏻💕💪🏻

⭐PRIÈRE - ⭐AMICAL -⭐ ÉFFORT

Photos from FC S.A's post 15/02/2025

Mahafaly ny club FC S.A ny manolotra ireo mpilalao mivondrona ato anatin'ny club 🥳🫰🏻

Na dia tsy mbola manana ny maillot personnaliser avec logo FC S.A aza ny club dia faly manolotra antsika ireto mpilalao mavikitrika be ireto✨🫶🏻

Manasa antsika hanaraka ny pejy ary hanohana ireto bandy kely bogosy ireto😁🥰

Manantena ny fahonanareo rehetra 🫱🏻‍🫲🏽Mankasitraka tompoko !🙏🏻

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo