Zr evolution sa16j by Haja Finaritra

Zr evolution sa16j by Haja Finaritra

Share

manome motivation hoan'ireo tia manabika moto, indrindra ny sa16j na zr evolution, na evôlaka hoy isika 😉 mazaho fafinaretana 🙏

Photos from Zr evolution sa16j by Haja Finaritra's post 21/12/2025

Tsy naresy , fa nitondra zava-baovao hoan mpankafy 2t.
Normale raha tsy naresy, olona mpankafia Tesla ve no asainao hitsara 2 chevaux ...
👉Ekeko oe mahay ny mpitsara, fantatro izy ireny , fantatro ko nefa oe tsy mbola nahita honda dio mivantana zalah..midira mp raha misy andiso izany...
mafinaritra fona ny lalao dia arabaina daholo ireo nandresy rehetra
#♥️merci mpaka sary

17/12/2025

aona ny loading Tuning anareo am 21 ao? 😅
Mba asio sary hakana fafiny eeee

Photos from Zr evolution sa16j by Haja Finaritra's post 01/12/2025

1 taona sahady zay zala no nazaho-tsika anle amboara champion catégorie zr evolution eh 😀🥰
mety raovina ndray no misy manaraka? efa betsaka nareo no mbika ao fa mba apsei kely hakana fafiny eh!!
ny amiko manokana aloha mety oe maka pause kely amle resaka tuning 😅 nefa ita eo ihany eh 😅
okay okay zalah..mazoto manao loading

16/09/2025

‼️Mainty ndray ny couleur Tuning 2025‼️
loading ....

Photos from Black Room's post 04/09/2025
Photos from Zr evolution sa16j by Haja Finaritra's post 10/08/2025

Mba te hitantara zavatra kely oa! itony no atao oe porte vignette, nafarako manokana izy ireto mba hiantrehako ny tuning 2023 (🥈place )
👉 vita izay dia no'partageko tamlisany tao amin'na mpivarotra pièce iray izy ireo mba samy hanjifa
👉aveo nivarotra izany ko ireo mpivarotra hafa fa nahita azy ho lamaody 🥳
👉aveo nisy nitady bonne occa fatratra fa tsy tia vaovao hono 😂
Fa ny tena tiako atongavana dia momba ilay sary voalohany, tadidiko loatra ny fitadiavako place hoan'izy io mba hiavaka, efa ho tapakandro teo fona 😂 zao ah faly mahita anlisany manabika amle inspirakako 🥳 sady mbola vola ihany koa no natao tao anatiny 😂 ... mbola réacteur ihany kooo 😌
🚱Tsy izy irery fa betsaka lisany no tazako depuis, fa izy aloha no sendra nandalo ny masoko androany 😘
‼️zay ne oa ilay lazaiko oe "reveko ny manome inspiraka anlisany eh!" indrindra zalah Taïwan gasy 🤣🤣🤣
six be eee 🤙

09/08/2025

fa maninona ny Led evo anlisany no be dia be simba zalah? nenah aloha vao azoko tamzany dia nasiko traitement manokana ... efa 5 taona zay tsy simba 😁

05/08/2025

Izay nahita ahy omaly t@ iny faritra ampasika sy andotapenaka iny dia nahita zava-vaovao daol ndray 😃
‼️Betsaka 'dray zao ry zalah Taiwan no hangala tahaka sady tiko mitsy ny ahy ny manome inspiraka hoan'lisany 😌
sur!sur! zalah... 2t 4ever

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Madagascar Tana 102
Antananarivo