ESAA

ESAA

Share

ESAA, Club d'Athlétisme pour enfants, jeunes et adultes à Ambohidratrimo_Antananarivo_Madagascar 🇲🇬

Photos from ESAA's post 16/03/2025

CHAMPIONNAT DE MADAGASCAR "CROSS COUNTRY U16, U18, U20 ET SENIOR" A IHOSY REGION IHOROMBE.

Tontosa omaly 15 Mars 2025 tao Ihosy faritra Ihorombe ny fifaninanana "Cross Country" nifanandrinan'ireo Ligue d'Athlétisme manerana ny Nosy. Dimy mianadahy ireo ankizy nisolotena ny Club ESAA nandritra izany izay ahitana an'i Esther U20F (6km), Mika sy Josoa U16G (4km) ary i Blandine sy Rodia U18F (4km). Tsara avokoa ny ezaka nasehon'ireo ankizy ireo ary nahazo medaly volafotsy iray ny Club ESSA vokatr'izany teo amin'ny hazakazaka 4km U16 F nisy an'i Rodia.
Misaotra ireo Ray Aman-dReny mpitantana ny Club ESAA nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka tamin'ny fiatrehana io évènement io. Isaorana ihany koa ireo Ray Aman-dRenin'ny Ankizy nandefa sy nanohana ireo ankizy ireo hatramin'ny farany. Misaotra ireo mpanazatra nikolokolo azy ireo. Dia misaotra ireo rafitra arampanatanjahatena misy rehetra sy ireo mpanohana ary ny mpankafy sport Malagasy rehetra.

ALEFA ESAA.

12/03/2025

Séance d'entrainement pour preparer le game de la saison 2025 sur piste.
Annah U20F au Sprint de Haïe et Antonio U18G au Sprint de Haïe également.

Photos from ESAA's post 02/03/2025

CHAMPIONNAT LIGUE D'ATHLETISME ANALAMANGA - CROSS COUNTRY
Sary vitsivitsy mirakitra ireo mpandray anjara mavitrika omaly.
Any Ihosy, région Ihorombe, ny fotoana manaraka hoan'ny Championnat de Madagascar cross country (15/03/2025).
Alefa ESAA.

02/03/2025

Faly miarahaba antsika rehetra indray e.
Tontosa omaly 01/03/2025 teny "Bout du piste" Ivato ny Championnat Ligue Analamanga épreuve cross country. Hisaorana ireo mpandray anjara mavitrika sy nampiseho talenta tsara omaly. Tolorana fisaorana manokana ihany koa ireo Ray Amand-Reny nandefa ny ankizy sy tonga nanome courage azy ireo teny amin'ny site de competition. Isaorana ny mpitantana ny Club nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ny fiatrehana izany. Misaotra ny mpikarakara rehetra tsy ankanavaka ihany koa. Dimy ireo amboara azon'ny Club ESAA izay azo teo amin'ny 4km U16 F/G, 6km U18F, ary 10km Senior Dame. Ny Championnat de Madagascar moa dia hotontosaina any Ihosy région Ihorombe amin'ny 15/03/2025 hoavy izao.
Alefa ESAA.🏆

Photos from ESAA's post 09/02/2025

Arahaba no atolotra hoantsika rehetra nahatratra ny taona vaovao. Mirary soa hoan'ireo mpitantana ny fikambanana, ho heniky ny hery sy fasalamana avy amin' Andriamanitra mandrakariva anie ary mirary ny mpikatroka mba hahatra "Performance" tsara daholo. Tsy hadino ny mirary soa hoanareo manaraka ny page ESAA.

19/01/2025

Le cross country de la section d'Antananarivo ce Dimanche 12 janvier dernier. C'était un Avant goût pour la saison 2025. Les Championnats Section, Ligue et Madagascar se déroulera dans quelque Semaine.

Photos from ESAA's post 31/12/2024

Formation d'entraîneur Ambohidratrimo.

31/12/2024

Championnat de Madagascar sur piste 2024 : Saut en longueur de Diana (Open) en 6,76m et d'Annah(U18) en 4,97m et 110m Haïe de Materazzi (U18) en 17.70.

Photos from ESAA's post 31/12/2024

Championnat de Madagascar sur piste 2024, la 1ère saison athletique du club ESAA catégorie Jeunes et Open. L'équipe a recolté 08 médailles d'Or, 05 Argent et 02 Bronze pour la catégorie Jeunes et aussi 05 médailles d'Or, 06 Argent et 02 Bronze pour la catégorie Open. Ces results sont Les fruits de travail Monsieur le president du Clube ESAA et ses STAFF technique. Force à Madame Presidente Fondatrice du Clube ANDRIAMAHAZO Norolalao et les Parents des Athlètes qui sont les supporteur n°1 de l'équipe.

16/09/2024

We are delighted to have you with us. On behalf of all our members and management, we'd like to extend our warmest greetings and wish you good luck.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


ANDRIATSITOHAINA RATSIMBAZAFY
Antananarivo
101